Faly miarahaba anao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy amin’izao Pentekosta izao. Ny herin’ny Fanahy Masina ho aminao mandrakariva. Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra.

Ity video ity no atolotra anao androany:

Ny Salamo 103: Misaora ny Tompo, ry fanahiko ,…