Étiquette : fahavalo

Herinandro Masina 2018

Amin’ity herinandro masina 2018 ity andeha hiara-dia amin’ny famakiana ny bokin’i Joela mpaminany. Efatra (4) monja ny toko ao amin’ny…

Inona no tanjona ?

Ireto ny teny torina amin’ny faran’ny taona 2013 Isaia : 63 : 7-9 Ny akapoben’ny bokin’i Isaia dia milaza ny fahoriana nanjo…

PASKA 2013

 Ezekiela 37 : 1-14  Taolam-paty mijoro, afaka tao amin’ny fasana   Mahazatra ny miteny fa « fahitana » ity tantara ity. Nefa ny…

Sesi-tany sy fiverenana

TANTARA feno fitsapana ny an’i Josefa sy Maria ary Jesosy. Tezitra tamin’izy ireo Heroda. Tsy ekeny izao fahaterahana izao sy ny fisin’io zaza io eo amin’ny fanjakany.

Kanjo, tsy nampoizina ny re tamin’ny nofin’i Josefa.

Ny voalohany : « Mitsangana ianao, ka ento ny zazakely sy ny reniny, dia mandosira any Egypta ary mitoera any ambara-pilazako aminao ny fotoana hiverenanao… ».Azo hadika koa hoe : « Tonga saina ianao izao ka aza variana . Mialà eo amin’ny taninao. Satria Heroda dia tonga fofona ka te-hamono ny zaza. Dieny izao tsy misy hatak’andro, miainga ianareo”.