
Tratry ny taona 2021
Notakarina tamin’ny Mpitoriteny3 : 1 – 8 Misy fotoana ho an’ny zavatra tsirairay ary misy fotoana ho an’ny raharaha…
Notakarina tamin’ny Mpitoriteny3 : 1 – 8 Misy fotoana ho an’ny zavatra tsirairay ary misy fotoana ho an’ny raharaha…
Ny epistilin’i Timoty no arahantsika mandritra ny fotoanan’ny Karemy. Noho ny fahafantaran’i Paoly tsara iny faritra misy an’i Timoty izay…
Na dia ny FPMA Île de France aza no niara nivavaka ho fifampiarahabana nahatratra ny taom-baovao 2020 dia mahatsiro ny…
Matio 1: 18-25Malaza loatra ny tantaran’i Jesosy Kristy.Maro ny olona nanoratra ny momba azy. Ao amin’ny Testamenta vaovao dia voasoratra…
Matio 11 : 1-12 Voalaza fa voasambotra i Jaona Mpanao Batisa ary natao an-trano maizina. Tao izy no nanara-maso ny fandehan’ny…
Matio 3 : 1 – 12 Nolazaintsika tamin’ny lasa fa ny safodrano nihatra tamin’ny andron’i Noa dia tandindon’ny batisa ao amin’ny…
Tsy ao amin’ny finoana na fivavahana kristianina ihany no hahitana ny teny hoe « mpaminany ». Tsy afaka mitopy teny fatratra isika…
SALAMO 37 : 1-6 Matetika dia ny anaran’i Davida no voalaza ho mpanoratra ny ankamaroan’ny Salamo. Ny Salamo izay tononkalo ary…
Indro tantara mampieritreritra ao amin’ny Soratra Masina. 1 MPANJAKA 3: 16-26 16Tamin’izay dia nisy vehivavy janga roa nankao amin’ny mpanjaka…
Alahady fahatelo – Advento 2018 Zefania 3: 14 – 18 Ny TOMPO ho aminao. Tsy mahavatana ny famakiana ny bokin’i…
Avy aiza ny fivavahana kristiana (1) Maro ny fivavahana misy eran’izao tontolo izao eto amin’ny kontinanta dimy : Afrika, Azia, Oseania ,…
FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ATY AN-DAFY SAMPANA VEHIVAVY KRISTIANA –FPMA Fivoriana tao ATHIS MONS- Lysea Saint Charles-Asabotsy 23 septambra 2017 …
Tsy tononkalo, tsy vavaka fa filazana ny amin’izao ankehitriny izao. Mitovy tamin’i tananan’i Ninive ve ny mitranga amin’ny faritra sasany…
Alahady voalohany amin’ny Karemy 2016 Lioka 4 : 1 – 13 Mafana dia mafana ny resaka rehefa miady hevitra momba…
Nahavariana ahy ny fampiasana ny teny hoe « Kapoka » ao amin’ny Baiboly. Voalazan’ilay Ralehilahy tamin’ny alahady maraina (31 jan) manao…
Soratra Masina nalaina tamin’ny bokin’i Jeremia. Ny zavatra nitranga tamin’ny fotoanany dia tsy misy hafa amin’izao hiainantsika izao.Na eo amin’ny…
Lioka 21 :25 – 35 Ity toko faha 21 ao amin’i Lioka ity dia hahitana fampitahana vitsivitsy .Voalahtra amin’izao…
2 Petera 1 : 3- 9 Efa nomen’ny herin’Andriamanitra ho antsika ny zavatra rehetra momba ny fiainana sy ny toe-panahy araka…
1. Sept – 2 Timoty 2 : 1-13 Nanoratra ho an’i Timoty i Paoly mba ho famangiana azy.Noraisiny toa ny…
29 martsa . Marka 11 : 1 – 11 —Hosana, Hosana, Niakatra ho ao Jerosalema Jesosy ary nihato tao amin’ny tempoly….
Ny bokin’i Samoela sy ny epistily ho an’ny Korintiana no arahina amin’ny volana janoary. *Alakamisy 1/1 1Samoela 1 :1-28 Ny olona…
Lioka 1:26-38 (alahady fahatelo amin’ny Advento 2014) Ary tamin’ny fahenim-bolana dia nirahin’Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any an-tanàna anankiray any…
JAKOBA lehilahy nanana tantara mahalina Genesisy toko faha-25 : andininy faha-19 ka hatramin’ny toko faha-36 Famintinana ny tantaran’i Esao sy Jakoba….
Maro ny milaza fa fikapohan’Andriamanitra ny fahoriana na ny loza manjo ny olona na firenena . Mahagaga ihany izany eritreritra…
Mamono tena ao amin’ny Baiboly Ho valin’ny fikarohana « Mamono tena ao amin’ny Baiboly ». Tsara ho fantatra araka ny voalaza hatrany…
Vous devez être connecté pour poster un commentaire.