Catégorie : Tononkalo

Lova Faniry malalanay

                              (Lova Faniry Darsot nodi-mandry ny 27.11.2021 ) Ekenay ry malalanay Fa lasa ianao nandao anay. Vady, zanaka, ray aman-dreny…

Tompo ô! Miandry anao izahay

Fa nahoana no nandrasana  Ianao Jesosy ka tsy tonga Tsy tianao ve ny tranonay  noezahana no haingona Nasianay hazo krismasy…

Ô ry firenena (9)

Naneno ny lakolosin’ny fahaleovantena Natao veloma ny vahiny nitantana ny tena Voaomana ny hiram-pirenena Niara-niredona ny vahoaka sesehena Nitotorebika satria…

Ny raiko !

Ny raiko ? Tanora dia tanora Faly ery nandray ahy moramora Nakekeziny ny tratrany Nofefeny tamin-tsandriny Safoiny malefaka ny lohako Norokorohony…

Loza izany !

Mihena isa angaha ny vatan-dehilahy Ka tsy nahatohatra ny asa ratsin’ireo jiolahy Loza be mananontanona ho an’ny tanana Namporisika ny…

Mahereza ry firenena.

Ny Fanahy Masina efa tonga hatry ny ela nambomba izao tontolo izao manontolo.Tsy mitsahatra Izy mampahery :   Ireo nihahaka hovoriany…

Hadinoko fa nihodina ny tany !

Reko fa any lavitra any Fanagejana mafy ny tany. Ny manam-pahefana nifandimby Nandrapaka  harena sarobidy Naroso ho an’ny mpividy Ny…

Lasa ny masoandro

(Tononkalo vitsivitsy mandritra ny volana Jona 2017)   Lasa ny masoandro Manao veloma ny andro Mamitsaka ny olona Mametraka ilay…

Hihira aho

HIHIRA tsy mitsahatra aho Raha sendra rahona mitraho Satria fantatro ry lahy Fa mitondra ny fanahy Hihoatra izao tontolo izao…

Ho an’ny Tanindrazana

TOMPO ô Mivavaka Aminao aho Tsy mitsa-mitalaho Hahazoanay matsiaro Fa Hianao no miaro An’i Madagasikara,

Ampio aho

TOMPO ô ! Ampio aho hanambara Fa ny nihavianao Tamin’izao tontolo izao Dia tsy angano na tantara. Ny sedra hitanao tety…

Vohay ny masoko

HIVAVAKA isika « Vohay ny Masoko ry Tompo ô Hahaizako izao mibanjina Anao. Hasehoy ahy re ny famarinanao . Vohay ny…

Moa ve tsy ho lazaiko ?

« Moa ve tsy holazaiko, Moa ve tsy hotantaraiko, FA velona Jesosy, Tantara tena soa, Maty mba hisolo, hitondra ny heloko,…

Hay ho ahy

TOMPO ô, hay ho ahy ! Sy fanavotanao fanahy No mba nahatongavanao Tamin’izao toniolo izao, Ka na ny voninahitrao, Na izay…