Matio 24 : 37 – 44 Nalain’i Matio ho ohatra ao amin’ny filazantsarany ny tantaran’i Noa.Tsy tany am-piandohan’izao tontolo izao…
Faly miarahaba anao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy amin’izao Pentekosta izao. Ny herin’ny Fanahy Masina ho aminao mandrakariva. Ho an’Andriamanitra irery…
Jaona 20 : 1 – 9 Niainga vao mangiran-dratsy i Maria Magdala satria maika ho tonga vao maraina eny am-pasana….
Alahady faharoa -Advento 2018 Filipiana 1 : 4 – 11 Ho feno ny vokatry ny fahamarinana Paoly apostoly any am-pifatorana…
Alahady 1- Advento 2018 Jeremia 38 : 14 – 16 1 Tesaloniana 3: 12 – 4:2 Tao anatin’ny fahoriana mafy ny…
Joela 4 : 18 – 21 Raha mbola mihiratra ny masonao ka afaka mamaky izao soratra izao dia tsarovy fa tia…
Alakamisy masina Joela 2 : 18 – 27…
Amin’ity herinandro masina 2018 ity andeha hiara-dia amin’ny famakiana ny bokin’i Joela mpaminany. Efatra (4) monja ny toko ao amin’ny…
Marka 11 : 1-10 Inoako fa tsy isaky ny mankalaza ny alahadin’ny sampan-drofia ny kristiana vao hiteny hoe : Hosana, Hosana ho…
Ity ny tantara mampalahelo faha-4. Nisy raim-pianakaviana iray izay tena nanankarena. Tsy nisy olana ny trano nipetrahana fa toa ny…
Ity no tantara mampalahelo entina hieritreretana amin’izao Karemy faha-4. « Nisy mpivady niteraka fito. Efa manana zafikely maro. Miandry ny zafiafy….
Ny tantara mampalahelo faharoa zaraiko aminao amin’ity fotoanan’ny Karemy ity dia nikasika mpampianatra. Lehilahy vaventy sy ranjanana efa lehibe no…
Koa satria saika isan’andro no misy mikaroka ato amin’ny bilaogy ny lohateny hoe « Tantara mampalahelo ». Dia indro zaraiko ity tantara…
Marka 1: 12-15 Lasa nankany an-tany efitra Jesosy raha vao vita batisa. Tsy ho ela dia hanatanteraka ny asa nanirahana…
Alahady faharoa ny Advento 2017 Marka 1 : 1- 8 Jesosy dia efa tovolahy vonona ny hiasa no hita ato amin’ity…
Genesisy 7 (indrindra ny andininy 12, 18, 24 ) Ny safodrano Asa izay naha-tadidy fa tany Madagasikara tany amin’ny faritra…
Genesisy 16: 1 – 16 Abrama izay niova ho Abrahama ny anarany taty aoriana dia voalaza fa rain’ny mpino. Natoky…
Matio 28: 1 – 10 Mifarana eto amin’ity toko faha 28 ity ny tantara momba an’i Jesosy ato amin’ny filazantsaran’i…
Golgota toerana malaza satria teo no nahafatesan’i Jesosy, ilay natao hoe Zanak’Andriamanitra. Maty tahaka ny olombelona rehetra noho ny ratra…
Jeremia 49 : 23 – 39 Manomboka eo amin’ny toko faha-46 dia filazana ny tenin’ NY TOMPO tonga tamin’ i Jeremia….
Matio 5 : 13 – 16 Ao anatin’ilay fampianaran’i Jesosy manomboka ny toko faha-5 ka hatramin’ny faha-7 ny toriteny izay ho…
Isaia 11 : 1-10 Romana 15 :4-9 Matio 3 : 1-12 Ireo no teny voalahatra ho vakina androany alahady 4 desambra 2016 ao…
Izaho koa tsy manameloka anao. Jaona 8 : 1 – 11 Avy amin’ny tendrombohitr’i Oliva vao maraina Jesosy. Dia nakeo amin’ny…
Tia ny rehetra Andriamanitra Lioka 15 : 11 – 32 Ny fizaram-panan’ny mpiray tampo dia aorian’ny fahafatesan’ny ray amandreny. Fa saingy…
Miala nenina ny Tompo Lioka 13 : 1 – 9 Fanoharana telo no nolazain’i Jesosy ato amin’ity toko sy andininy ity….