
ADVENTO 2020
Ny ADVENTO no fiandohan’ny taom-baovao ao amin’ny fivavahana kristiana. Miara-mankalaza izany indray isika amin’ity taona 2020. Misy 29 andro vao…
Ny ADVENTO no fiandohan’ny taom-baovao ao amin’ny fivavahana kristiana. Miara-mankalaza izany indray isika amin’ity taona 2020. Misy 29 andro vao…
Heverina fa efa fantatrao ihany ny atao hoe « KAREMY ». Tsara marihina fa iraisan’ny kristianina rehetra eran-tany tsy an-kanavaka araka ny…
Notakarina tamin’ny Mpitoriteny3 : 1 – 8 Misy fotoana ho an’ny zavatra tsirairay ary misy fotoana ho an’ny raharaha…
Lioka 1 : 26 – 38 Tamin’ny fahenim-bolana dia nirahin’Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any an-tanàna iray any Galilia antsoina hoe…
Alahady faharoa amin’ny Advento Marka 1: 1 – 8 Raha mijery ny soratra voalohany amin’ireo filazantsara 4 isika dia mahita…
Alahady voalohany amin’ny Advento 2020 Marka 13 : 33 – 37 Miambena hoy Jesosy ato amin’ny filazantsaran’i Marka mamarana ny fanoharana…
Fohy ny fanazavana atolotra eto satria tokony ho boky iray mihitsy no soratana. Karazana tari-dàlana ihany koa ity soratra ity…
Ezekiela 18. 25 – 28 Nantsoin’Andriamanitra ho mpaminany teo amin’ny Zanak’Israely i Ezekiela. Izy no hitory ny teny. Tena fahasoavana…
1 Timoty 1 : 12-17 Manambara ny amin’ny finoany i Paoly apostoly raha manohy ny soratra nataony ho an’i Timoty. Tsy…
Fifaliana ny manolotra anao ireto ray miara-paly amin’ny rehetra na zanaka na havana. Horonan-tsary tamin’ny vokatra nataon’ny FPMA Vatofehizoro.
Tsy manakambara aho. Mampieritreritra.
Jaona 20: 19 – 23 Isan-taona dia miverina ity perikopa ity. Ary dia mbola raisina ho amin’ny toriteny ihany. Tsy…
Ny fotoana Hatramin’ny nipoiran’ity aretina vaovao ity (covid19) dia misy ny kristianina milaza fa tonga ny farany. Ary indraindray dia…
Le souffle vital pour le monde Nous avons attendu avec impatience l’arrivée du printemps. Le voilà maintenant chassant petit…
Nosoratana tamin’ny 30/07/2006 teto amin’ny.Averina eto fa mifanaraka amin’ny zavatra mitranga eran-tany. Fisarahana ANDRIAMANITRA ô ! Toa tsara ny mangina hoy…
Nosoratana tamin’ny 23/05/2013 teto aminy « Tsodrano.com », ary averina eto androany. Nampiana ery amin’ny farany. Mivavaha ho an’ny mpitsabo Na dia…
Ny mikasika ny lalàna indray no hampahatsiahivin’i Paoly an’i Timoty eto. Nisy ny lalàna izay nomena an’i Mosesy mba hampahafantariny…
Ny epistilin’i Timoty no arahantsika mandritra ny fotoanan’ny Karemy. Noho ny fahafantaran’i Paoly tsara iny faritra misy an’i Timoty izay…
Na dia ny FPMA Île de France aza no niara nivavaka ho fifampiarahabana nahatratra ny taom-baovao 2020 dia mahatsiro ny…
1 Timoty 1 : 1 – 2 Ny epistily ho an’i Timoty (I,II) sy ny epistily ho an’i Titosy dia…
Miarahaba anao tratry ny taona 2020Tamin’iny taona lasa iny :Ho anao izay nolalovan’ny aretina.Ho anao izay niaran-doza. Ho anao izay…
Miarahaba anao tratry ny KRISMASY 2019 Hitondra: Fitiavana Fiadanana Fahasitranana Isan’andro ho anao. Ho an’Andriamanitra irery…
Alarobia 25 desambra 2019 Jaona 1: 1 -18 Isan’andro raha ny tokony ho izy no hankalazana ny fahaterahan’i Jesosy izay…
Matio 1: 18-25Malaza loatra ny tantaran’i Jesosy Kristy.Maro ny olona nanoratra ny momba azy. Ao amin’ny Testamenta vaovao dia voasoratra…