album-art

Sorry, no results.
Please try another keyword
  • Nahoana no asa tsara ny mpitondra fiangonana. Marina sa tsy marina. Indro fizarana avy amin’ny traikefan’i Julia Darsot mpitandrina. Ny asa tsara miteraka fifaliana…
00:00

Vous aimerez aussi :

  • TSODRANO – PODCAST – Episode 2 – Ny Baiboly

    Marobe ny olona mamaky Baiboly na mpino na tsy mpino. Misy koa ireo izay tsy mamaky fa mamerina fotsiny izay reny. Tsara fantarina : inona izany no tena soratra ao. Indro fitarihana kely fotsiny mba hahazoana an-tsaina inona avy ireo lohateny vaventy. Tsy ireo ihany fa mbola misy …

     

  • Ny mpitondra fivavahana (1)

    Fa andeha aloha iresaka momba ny mpitarika na mpitondra fivavahana kristianina aloha satria tsara ny mahafantatra ny an’ny tena vao miresaka ny an’ny hafa hoy aho teo aloha

     

  • Ny mpitondra fivavahana (2)

    Maro ny mametra-panontaniana hoe : inona no tena asa ataon’ireto mpitandrina ireto ? Famintinana ny atolotra anao eto fa mety misy tsy voasoratra. Azo hiadian-kevitra re !