Étiquette : batisa

Krismasy sy Fanjakan’ny lanitra

Matio 11 : 1-12 Voalaza fa voasambotra i Jaona Mpanao Batisa ary natao an-trano maizina. Tao izy no nanara-maso ny fandehan’ny…

Krismasy fanadiovana

Matio 3 : 1 – 12 Nolazaintsika tamin’ny lasa fa ny safodrano nihatra tamin’ny andron’i Noa dia tandindon’ny batisa ao amin’ny…

Krismasy fiovam-po

Matio 24 : 37 – 44 Nalain’i Matio ho ohatra ao amin’ny filazantsarany ny tantaran’i Noa.Tsy tany am-piandohan’izao tontolo izao…

Raiso ny Fanahy Masina (2)

Jaona 19 : 23 Taorian’ny nitsanganan’i Jesosy Kristy tamin’ny maty dia ireto no olona nisehony : Maria Magdala Ny mpianatra niafina tao…

Eritreritra any an-tany efitra?

Marka 1: 12-15 Lasa nankany an-tany efitra Jesosy raha vao vita batisa. Tsy ho ela dia hanatanteraka ny asa nanirahana…

Ilay Safodrano

Genesisy 7 (indrindra ny andininy 12, 18, 24 ) Ny safodrano Asa izay naha-tadidy fa tany Madagasikara tany amin’ny faritra…

Batisa iray

 Batisa iray Ny sakramentan’ny Batisa dia hiainana ao amin’ny Fiangonana eran’izao tontolo izao. Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary…