Catégorie : Vavaka

Fisarahana

Nosoratana tamin’ny 30/07/2006 teto amin’ny.Averina eto fa mifanaraka amin’ny zavatra mitranga eran-tany. Fisarahana     ANDRIAMANITRA ô ! Toa tsara ny mangina hoy…

Mivavaha ho an’ny mpitsabo

Nosoratana tamin’ny 23/05/2013 teto aminy « Tsodrano.com », ary averina eto androany. Nampiana ery amin’ny farany. Mivavaha ho an’ny mpitsabo Na dia…

Noelim-pamonjena

Indro ny vavaka natolotry ny « Eglise Malgache en France ». Voasoratra tao amin’ny « EVANGILE ET LIBERTE » mensuel -103ème année octobre 1989…

Fifaliana sy ranomason’ny Reny

Isaorana Andriamanitra Tompon’ny aina mbola manome tombon’andro ho anao Reny, ho antsika Reny. Tsy voavidy vola izany fanomezana izany.Fahasambarana lehibe…

Tantaran’ny raiko.

Topimaso tamin’ny fiainan’ny ray vitsivitsy. Ny raiko dia olona nanankarena sy nanam-pahaizana. Fa saingy niavona dia niavona. Nahamenatra izany toetran’izany…

Mivavaha ho an’i Madagasikara

2016 –Vavaka mandritra ny herinandro 29 février – 6 Mars : Ho an’ny Fiangonana Ny kristiana, ny mpino hafa rehetra, Ny…

Alin’ny Noely 2015

Amin’izao alin’ny Noely izao dia indro misy vavaka 4 atolotra eto.Voalaza eto koa ny nanoratra azy ireo sy ny boky…

O ry firenena (8)

Tompo Andriamanitra ô. Mitoetra ao Madagasikara isan’andro Ianao nefa maro no tsy mahatsapa izany.  Mahita ny fahakivin’ny mponina Ianao.

O ry firenena (7)

Tompo Andriamanitra ô! Aiza ny famonjena ny firenenay mihosina vovoka. Maina ny tenda. Tsy afaka miteny intsony. (14.12.14) Tompo Andriamanitra…

Ô ry firenena ! (6)

Tsy misy azo hafenina amin’ilay Nahary izao tontolo izao ny zava-mitranga eo amin’ny firenena. N’inona n’inona fikasan’ny tsirairay: na hanasoa…

Mahareta amin’ny fivavahana (4)

  Mivavaha ho an’ireo faritra ao Madagasikara – Mivavaha ka aza mitsahatra. Manomboka amin’ny 1 ora maraina ê- Proposition de…

O! ry firenena (5)

Prions pour  Madagascar Seigneur, nous te remercions d‘ avoir donné un si beau pays où nous reconnaissons que la merveille…

Mahareta amin’ny fivavahana(3)

Mivavaha ho an’ny mpitsabo Na dia mbola alina aza ny andro, mivavaha ho fampaherezana 1 : ireo mpitsabo kivy amin’izao…

Mahareta amin’ny fivavahana (2)

Ho an’ny marary sy ny mpitsabo Izay tiana ho raisina ny ora hivavahana. Na dia mbola alina aza ny andro…

Mahareta amin’ny fivavahana (1)

Vavaka adin’iray isan’andro. Samy mifidy izay tiany. arahina araka ny marika. Na dia mbola alina aza ny andro 1: Tompo…

Ho an’ireo izay nampijaliana

Ao anatin’izao alina mangina izao Tompo eran-tany no manondrika ny lohanay mivavaka Aminao izahay. Mahatsiaro ireo rehetra izay tratran’ny fampijalina…

Na dia mafy aza tsy ho hadino izy ireny

Rehefa manakaiky ny fety na misy fikoranana dia ao ireo izay manangona zava-pisotro isakarazany ho haroso amin’izany. Ao anatin’izany ny…

Ho tsarovana

Hivavaka isika : –         ho an’ny vehivavy rehetra eran-tany. Ao anatin’izany ireo izay olom-pirenena ka manana andraikitra  eo amin’ny ambaratongam-pahefana…

Ovay ny fonay sy ny sainay

Aza ataonao toy ny tamin’ny andron’i Adama ny fitsangatsangananao ety an-tany Andriamanitra ô !

Any am-ponja any

Ho tsaroana manokana ireo any am-ponja any an-tanintsika . Maro dia maro izy ireo. Mivavaha isika  ho an’izay:

Mivavaha

Hivavaka aho fa nomen’Andriamanitra hery sy andro iainana.Miaraka amin’ireo izay mitokana ho amin’ny «  alin’ny mpiambina »[nuit des veilleurs 2011]. N’aiza n’aiza misy…

Ho an’ny fianakaviana

Mivavaka Aminao izahay Tompo Andriamanitra ô. Tsinjovy ny fianakaviana ao anatin’ny fisarahana sy ny adi-tsaina ary tratran’ny adilahy isan’andro.