Catégorie : Vavaka

Mitomany Andriamanitra

MITOMANY Andriamanitra Mitomany Andriamanitra rehefa miteny aho hoe : Tsy misy Andriamanitra. Tsy hitany ny fahoriako. Tsy nomeny fiadanana aho. Tsy…

HAJANONA HATREO

MISAOTRA anao Andriamanitra fa tsy mitsahatra mampianatra anay Ianao. Manoro zava-baovao isan’andro. Na dia heverinay aza fa efa feno fahalalana…

Ho an’ny reny

Maro dia maro ny miandrandra ny fetin’ny reny. Ny vavaka no fanomezana sarobidy indrindra azontsika omena azy . Tsy ho…

Tsy ho very

TSY ho very akory ny firenena matoky an’Andriamanitra. Satria efa nirahiny Jesosy Kristy izay maty teo ambony hazo fijaliana nefa…

HAÏTI

TOMPO ô ! Tsy nahaleo-peo rehefa nahare ny zavatra nitranga tany Haïti. Marobe ireo vahoaka tra-doza. Tsy napoizina tokoa. Maro ny…

Advento sy ho fiaiken-keloka

LASAN’eritreritra aho. Saika hiondrika hivavaka aho kanjo reko fa misy dona malefaka ny fitaratrin’ny varavarakely. Niodina aho nijery aoriako. Latsaka…

Aiza Ianao Andriamanitra ?

AIZA Ianao Andriamanitra ? Mbola ao anatin’ny ririnina ny taninay ary dia mamirifiry amin’ny faritra sasany. Nefa fotoana tsy maintsy lalovana…

Ho anao

MIVAVAKA aho noho ny fitahian’Andriamanitra. Satria namaly ny fivavahako na tsy arak’izay noheveriko aza.Matoa tanteraka izany dia izany no sitrapony….

Nomena hery

ENY Tompo Ândriamanitra ô, misaotra Anao fa mbola velon’aina izahay noho ny fitiavanao sarobidy. Toa hadinonay mantsy indraindray ny halalin’ny…

Anao ny safidy

zo atao vavaka ity Salamo 1 ity. SAMBATRA ny olona izay tsy mandeha eo amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy.Ary tsy mijanona…

Arovy ry Tompo !

MIVAVAKA aminao izahay Andriamanitra ô ! Hitanay izao fa tery ny làlana hizoranay. Toa miha mikitroka ny aizina. Miantso vonjy Aminao…

Izao maraina izao

IZAO maraina izao, dia maneho fisaorana Anao Tompo Andriamanitra izahay sy ny zava-boahary rehetra fa mbola novelominao.Kely tokoa izahay eo…

Izao hariva izao

TOMPO ô, efa hariva ny andro ary tafahoana indray izahay mianakavy kely ato an-trano. Mahatsiaro valaka sy sasatra. Nefa koa…

Izao atoandro izao

MISAOTRA Anao Tompo Andriamanitra fa nahatratra izao atoandro izao indray. Misaotra Anao noho ny amin’ny asa efa vita. Ary misaotra…

Faly aho

ENY, Tompo, misaotra Anao fa tena faly ny foko satria mbola velon’aina. Notahinao ka raha mihiratra ny maso izao maraina…

Fahafatesana

NOHO ny tsy finonay olombelona dia nandalo tamin’ny fahafatesana ny Zanakao Andriamanitra. Mamelà ny helokay Andriamanitra ô ! Nandry tao am-pasana…

Hanahaka Anao

ANDRIAMANITRA ô ! misaotra Anao izahay fa mampianatra anay mandrakariva Ianao amin’ny alalan’ny Soratra masina. Voalaza tamin’ny fotoana nisamborana ny Zanakao…

Andeha ho aiza ?

TOMPO ô ! Efa ela Ianao no tonga teto an-tany hamangy izao tontolo izao. Tao ireo nitady Anao ary tafahoana taminao….

Ady ny fiainana.

TOMPO ô ! renao isan’andro ny fitalahon’ny olona maro eto amin’izao tontolo izao. Toa lasa fomba fiteny mantsy ny hoe « ady…

Miantso ny Tompo.

TOMPO ô ! Misaotra anao izahay fa mbola tia anay Ianao. Feno fifaliana ny fonay fa tsy manadino anay Ianao. Marobe…