Manaisotra ny aizina
ANDRIAMANITRA ô, misaotra anao izahay noho izao andro vaovao izao. Mahatsiaro kely sy bitika eo anatrehan’ny Fitiavanao. Mivavaka Aminao izahay…
ANDRIAMANITRA ô, misaotra anao izahay noho izao andro vaovao izao. Mahatsiaro kely sy bitika eo anatrehan’ny Fitiavanao. Mivavaka Aminao izahay…
TOMPO Andriamanitra ô, manetry tena eo anatrehanao izahay. Mihaino vavaka Ianao ary isaoranay Anao izany. Faly tokoa ny fonay rehefa…
172 taona lasa izay no nanaovana printy ny Baiboly malagasy voalohany.Ezaka lehibe izany. Ary vao tsy ela akory izay dia…
Kalokalo isakarazany no re amin’izao fotona hankalazana ny fetin’ny mozika izao.Samy manana izay hanitra maha izy azy ny firenena rehetra…
ISAORANAY Ianao ry Andriamanitra mpanome aina fa mbola afaka mankalaza ny fetin’ny ray izahay. Mivavaka izahay : Ho an’ny ray feno…
MISAOTRA anao Andriamanitra fa mbola nomena fotoana hahatsiarovana ny fetin’ny reny. Mivavaka izahay : Ho an’ny reny rehetra feno fifaliana, fa…
ANDRIAMANITRA ô, fifaliana sy fahoriana no mifandimby eto amin’ny fiainana an-tany. Ampio aho hatoky anao mandrakariva. Matetika ny vaovao mampalahelo…
MIPOSAKA indray ny andro mitondra fahazavana ho an’izay tandrifiny. Mihetsika hiatrika ny asa aman-draharaha ny rehetra. Somebiseby sy miazakazaka sao…
TOMPO Andriamanitray ô, misaotra Anao fa mbola velona handia ny taona vaovao 2007. Nomena 365 andro mba handamina sy hanavao…
ENY tokoa, Tompo ô ! Efa tonga teto an-tany Ianao fahiny elabe. Tianao mantsy ny olombelona ka tsy nandà ny nanirahin’ny…
RAINAY izay any an-danitra. Ho hamasinina anie ny anaranao. Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao.
IMPIRY no nahatsiaro isika fa toa very rehefa mahare ny zava-mitranga isan’andro amin’ny filazam-baovao. Toa ohatrin’ny levona ny fahazavan’ ny…
RY tsy miova ô ! Indraindray dia tsaroana fa mafy ny fiainana. Nisy tara-pahazavana nipoitra na dia mbola lavitr’ezaka vao tomombana…
AMPIO aho Tompo ô mba tsy hisalasala fa Ianao tokoa Ilay Zanak’Andriamanitra tonga tety an-tany nitondra famonjena ho anay. Eny…
TSY ho mpily vava fotsiny ny hoe « atao anie ny sitraponao ». Ho tanteraka tokoa izany rehefa mihaino ny Teninao aho…
ISAORAKO ny Tompo Andriamanitra mitahy sy mitsinjo ny tany rehetra. Eny sambatra izay mametraka ny fiainany eo am-pelatanany ary matoky…
NY tenin’Andriamanitra no nanaovana ny lanitra. Ary ny fofonain’ny vavany no nanaovana ny hamaroany rehetra (Salamo 33:6) Aoka isika hivavaka…
TOMPO ô, efa fonenay hatramin’ny taranaka rehetra Hianao. Fony tsy mbola ary ny tendrombohitra, Na voaforonao ny tany sy izao…
SAMBATRA izay rehetra matahotra an’Andriamanitra, Dia izay mandeha amin’ny làlany ( Salamo 128:1) Mivavaha mandrakriva . Eny fa na dia…
NY lanitra mitory ny voninahitr’Andriamanitra ; Ary ny habakabaka manambara ny asan’ny tànanany.Salamo 19:1 Miaraka mivavaka amin’ireo kristianina ao Arménie, Azerbaïdjan…
VONJEO amin’ny anaranao aho, Andriamanitra ô, Ary omeo rariny aho araka ny herinao. Andriamanitra ô, henoy ny fivavako ; Mihaino ny…
MITENENA Tompo ô fa mihaino ny mpanomponao. Ampangino ny kotaba rehetra manodidina mba hahazoko mihaino tsara ny Teninao. Sokafy ny…
ENY Tompo ô, amin’ny alalan’ny Teninao dia faly izahay mihaino Anao. Indraindray mety hadinonay izany ka mamela anay. N’aiza n’aiza…
ANDRIAMANITRA ô ! Toa tsara ny mangina hoy ny mpanoratra ny salamo raha eo anoloann’ny fahafatesana. Kanefa dia tsy mety aho…
ANDRIAMANITRA no mpiandry ahy. Lavitra ahy ny fahoriana. Eo anoloako, endrey ny ahi-maitso Sy ny rano fialan-sasatra.