Catégorie : Vavaka

Mandehana

MANDEHANA hoy ny Tompo. Izay no hafatra nomena androany. Mandehana mitory ny Vaovao Mahafaly ho an’ny olona rehetra. Aza matahotra…

O ry firenena (1)

O ry firenena TSY handry ny nahatongavan’izao fotoan-dehibe izao. Hankalaza ny fahafahana miaraka ny vahoaka manontolo. Misaora an’Andriamanitra fa mbola…

Ilay andro tsara

ANDRO voalohany Variana aho amin’ny fitantarana ny famoronana ny tany. Nahay tokoa Ilay nahatanteraka izany. Niova endrika ny tany, Teny…

Velon’aina

TSY miafina aminao Fa fohy ny fiainana eto an-tany. Tsy misy olona azo atao : Itsy ambony, iroa ambany Fa samy…

Miroborobo

NOHO Ianao irery dia miroborobo ny vokatra. Ianao no mamelona ary mampitombo ny asa tananao rehetra Andriamanitra ô. Ary ny…

Mamindra fo !

HOY ny mpanoratra ny Salamo hoe “ Tahaka ny ahitra ny andron’ny zanaka’olombelona ; tahaka ny vonin-javatra any an-tsaha ny famoniny….

Nahare aho.

INONA no vavaka ataoko anio ? Nahare aho fa tsy salama ny zanaky ny atsy avaratra ary toa mamoy fo ny…

Hatoky Anao aho

ANDRIAMANITRA be fitiavana Ianao. Miaro sy mitantana ny madinika, ny mahantra ary ireo izay henjehin’ny fahavalo. Eny, maro no mikorontan-tsaina…

Tompo ô ! mamelà

TOMPO ô rahoviana ny olombelona vao hitsahatra ny hitsara sy hanameloka Anao. Mamelà heloka fa be fitiavana Ianao. Hazavao ny…

Vavaka ho an’ny ady

ANKEHITRINY Tompo manondrika ny lohanay izahay mivavaka Aminao. Betsaka ny ady ren’ny sofinay sy tazan’ny masonay. Malahelo mafy ny fonay….

Omeo fahendrena

TOMPO ô, misaotra anao aho raha mbola afaka misokatra ny vavako ka miantso ny anaranao noho ity andro ity. Mibaliaka…

Ny fahalemenay

ANDRIAMANITRA ô ! Marobe ny zavatra tianay hangatahinay. Fa anio dia te hiresaka Aminao manokana ny fahalemenay izahay. Malemy satria miroaroa…

Ny SIDA

ANDRO natokana eran-tany hiadina amin’ny aretina : sida Ny tantaran’ ’i Hezekia no azo hisintonana tonom-bavaka androany.  » Ary tamin’izany andro…

NY toetr’andro

TOMPO Andriamanitray ô tsy miova Ianao. Tsaroanay ankehitriny fa miovaova izao rehetra izao eny fa na dia ny heverina tsy…

Mba ho iray izy rehetra

VAVAKA Tompo, Andriamanitra ô ! Misaotra anao fa mbola velon’aina ka afaka mivavaka aminao indray. Betsaka ny zavatra tiako ho resahina…

Fiadanana

VONINAHITRA any amin’ny Avo Indrindra, ary Fiadanana ho eto ambonin’ny tany ho an’ny olona ankahasitrahany. Lioka 2:14 Isaky ny tonga…