NOHO Ianao irery dia miroborobo ny vokatra. Ianao no mamelona ary mampitombo ny asa tananao rehetra Andriamanitra ô.

Ary ny olombelona aza dia niangaranao ka nomenao ny zava-tsoa rehetra. Misaotra Tompo.

Akambana amin’ireo kristiana ao Chine, Taîwan, Tibet ny vavaka atao anio.