Ny toro-hevitry ny mpamadika
Perikopa alahady 18 aogositra 2013 Jeremia 38 : 4 – 10 Nirahin’Andriamanitra hanatanteraka asa sarotra Jeremia tao amin’ny tany sy fotoana…
Mamono tena ao amin’ny Baiboly
Mamono tena ao amin’ny Baiboly Ho valin’ny fikarohana « Mamono tena ao amin’ny Baiboly ». Tsara ho fantatra araka ny voalaza hatrany…
Sodoma sy Gomora ?
Genesisy 19 : 1 – 29 Inona moa no nampahalaza an’i Sodoma sy Gomora? Toa mihifikifika ny lohan’izay rehetra miresaka azy…
Mbola misy fiadanana ve ?
Jaona 20 : 19-23 Fiafina sy fihafenana no mitranga rehefa mikorontana ny tany hipetrahana. Ny tahotra sao ho vonoin’ny hafa.
Velona ny Tompo
Jaona 20 : 1 – 10 Nahoana kosa hoa ity Maria Magdalena no navelan’ny tapaka sy namana ary ny havana andeha…
Notre Mère
Notre Mère est exceptionnelle, elle a été enceinte dix huit fois
Inona no tianao omeko anao ?
I Mpanjaka 3 : 5-12 Solomona dia nanambady ny zanakavavin’i Farao tany Egypta. Davida mpanjaka no rainy. Nalaza ara-tantara ary…
Ny zanaka mpakato
Teny ho vakiana Ezekiela 18 : 21-32 Filipiana 2 : 1-11 Matio 21 : 28-32 Raha teo aloha ny fahoharana nataon’i Jesosy dia…