Catégorie : Tsara ho Fantatra

Ireo aretin’ny fiainam-panahy

Lohatenina  boky io hoe « Ireo aretin’ny fiainam-panahy », nadikan’i Julia DARSOT amin’ny fiteny malagasy  avy amin’ny boky teny frantsay an’i Daniel…

Ny Karemy

Heverina fa efa fantatrao ihany ny atao hoe « KAREMY ». Tsara marihina fa iraisan’ny kristianina rehetra eran-tany tsy an-kanavaka araka ny…

ADVENTO 2020

Ny ADVENTO no fiandohan’ny taom-baovao ao amin’ny fivavahana kristiana. Miara-mankalaza izany indray isika amin’ity taona 2020. Misy 29 andro vao…

Ny « Fomba sy ny fombafomba » ao amin’ny fivavahana kristiana

Fohy ny fanazavana atolotra eto satria tokony ho boky iray mihitsy no soratana. Karazana tari-dàlana ihany koa ity soratra ity…

Andro farany, farandro ? (1)

Ny fotoana Hatramin’ny nipoiran’ity aretina vaovao ity (covid19) dia misy ny kristianina milaza fa tonga ny farany. Ary indraindray dia…

Fampitandremana

Tao anatin’ny fotoana fohy dia mitombo tokoa ny karazam-pivavahana eto Madagasikara. Mitombo koa tsy misy tahaka izany ny isan’ny fiangonana…

FAHALEOVANTENA

Mandihizà tahaka an’izy telo vavy ao anaty rahona. Mihirà miaraka amin’ny ankizy- Mifalia ! Ry tanindrazanay malala ô

8 marsa 2019

Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy. Andeha hampahatsiaro vehivavy  samy nanao ny ainy tsy ho zavatra  teto amin’ny firenena malagasy. Ny…

Akanjo toa inona ?

Samy manana ny fomba fitafiny ny olona eran-tany ary ireny no hahalalana ny amin’ny toerana nihaviany na ny asany. Maro…

Avy aiza ny fivavahana kristiana?

Avy aiza ny fivavahana kristiana (1) Maro ny fivavahana misy eran’izao tontolo izao eto amin’ny kontinanta dimy : Afrika, Azia, Oseania ,…

LANVIN André, mpitandrina

Ho gaga angamba ianao mahita io sary io.Vazaha iray be volom-bava hodidin’ny malagasy. Tsy maka toerana eny aloha fa any…

Ilay Reniko

Misy mangataka amin’ny fizahan-teny ny hisin’ny tantara mampalahelo. Ka dia ireto misy telo atolotro ho anareo mikasika ny Reny.  Misaotra…

Raiso ny Fanahy Masina (2)

Jaona 19 : 23 Taorian’ny nitsanganan’i Jesosy Kristy tamin’ny maty dia ireto no olona nisehony : Maria Magdala Ny mpianatra niafina tao…

Ny Mpampianatra teolojia

Ireo mpampianatra teolojia malagasy sy vahiny. Tamin’ny fotoana nianarako teny Ivato sy niasako tao Faravohitra ihany no holazaiko eto. Kolejy…

Ny fianarana ho mpitandrina

Hiresaka ny fianarana hahatongavana ho mpitandrina isika . Ny protestanta zatra mampiasa ny teny hoe : mpitandrina na pasitera na…

Ny Fifohazana, vidéo par RJL

Dinidinika Mahasoa: NY FIFOHAZANA SY NY MAHA MPIANDRY (Tandindonin doza!!) Source: https://www.facebook.com/epubnamur/ Articles similaires: NENY VOLAHAVANA GERMAINE FARIHIMENA sy Dadatoa…

Protestants en fête 2017

Misaotra an’Andriamanitra lehibe noho ny nanomezany aina nahatratrarako ny fankalazana ny 500 taona ny REFORMA na FANAVAOZANA. Iza moa no…

Je fais un rêve de Martin Luther King

J’ai eu la nostalgie de relire des textes de prédication de Martin Luther King ce dernier weekend d’août 2017.  Mes…

RASALAMA sy ny hira

Araka ny tantara dia nihira RASALAMA martiora alohan’ny handefonana azy. Nanana hery lehibe tokoa izy teo amin’ny fanatanterahana izany.Raha lefonina…

RASALAMA sy ny fanekena

Voninahitra no atolotra an’Andriamanitra ny amin’ny nahatratrana izao fotoana 14 aogositra 2017. Andro fahatsiarovana ny nandefonana an-dRASALAMA nahatonga azy ho…

Ny Toby

Ny Toby dia ireo toerana izay efa nolazaintsika fa ilasian’ny maro avy amin’ny faritra samihafa mba hiara-mivavaka. Tany am-boalohany ireo…

2017- Ny Fifohazana sy resadresaka

Ny volana Jolay ka hatramin’ny novambra eo no fotoana hamangian’ny kristiana maro ny Toby misy eto Madagasikara. Voaomana mialoha ny…

Fankalazana Tenindrazako 2017

Fanaon’ny INALCO sy ny HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa no manokana fotoana hiaraha-mijery sy mampita ny literatiora malagasy. Hitanao io ny fanasana…

70ème anniversaire FPMA Montpellier 2016

L’année 2016 a marqué les 70 ans d’existence de la FPMA Montpellier -Première paroisse malagasy en France. Le samedi 18…

RABEMILA Yvette, mpitandrina

Amin’izao andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy hankalazaina amin’ny 8 marsa 2017 dia manolotra olona iray tsara ho fantatra. Malagasy, mpitandrina…

%d blogueurs aiment cette page :