Catégorie : Tsara ho Fantatra

26 Jona 2016

Tafo Nancy Miarahaba antsika amin’ny anaran’ny Tompo Jesoa. Isan-taona ny FPMA (Fiangonana Protestanta Malagasy Aty an-dafy) sy ny Fiangonana katolika…

Carême et protestantisme

Ho an’izay nanontany ny amin’ny Karemy. Ity misy lahatsoratra  nosoratan’ny mpitandrina mpiara-miasa. Hita ao amin’ny « Paroles Protestantes » Le magazine des…

RALAZARISOA Lys Arphine

Fomba fanaon’i Arilaza Randriamahefasoa ny manao lahatsoratra fohy rehefa misy fahoriana ao amin’ny fianakaviana. Indro ny lahatsorany sy ny an’ny…

Farihimena 2012

Tsy nieritreritra ny hanoratra momba an’i Farihimena aho tamin’ity taona 2O12 ity. Fa vao efatra  andro izay dia tafahoana tamin’ireo…

Farihimena 2007- Soava dia !

FOTOANA hamonjena sy hankalazana ny 26 Aogositra any Farihimena izao herinandro izao : Fivoriamben’ny Fifofazana. Matetika ny mpikarakara sy ny mpiandraikitra…

NENY VOLAHAVANA GERMAINE

TONGA eo amin’ny fifohazana Ankaramalaza isika. Tsorika fa mahatsiaro sahirana aho raha hanomboka ity tantara mikasika an’Ankaramalaza ity. Tsy dia…

Baba Rajaofera

NA dia efa noresahitsika ihany aza ny momba an’i Baba RAJAOFERA tamin’ny niresahana ny 8 septambra, dia indro izahay manolotra…

Farihimena

ANGAMBA alohan’ny hiresahatsika ny momba an’i Farihimena dia tsara raha faranatsika ny momba an’i Dadatoa RAKOTOZANDRY. Betsaka tokoa ny olona…

Mavoloha

TSY hiresaka politika akory isika raha hiresaka an’i Mavoloha fa hiresaka kosa ny Fifohazam-panahy izay niatomboka tamin’ny 8 Septambra taona…

8 Septambra

TAMIN’ny taona 2001 dia notapahin’ny fiangonana FJKM tany Madagasikara fa atao ho andro hiadiana amin’ny fanompon-tsampy ny 8 septembre. Nisy…