PODCAST – EPISODE 8 – Ny Fahariana (3) – La création
Ny Fahariana (3). Épisode 8 – La Création Miarahaba anareo rehetra mihaino amin’izao fotoana izao eto amin’ny Site Tsodrano.com. I…
PODCAST – EPISODE 7 Ny Fahariana (2) – La création
Ny Fahariana (2) – La Création (2) Fizarana II Miarahaba antsika rehetra izay manaraka ity site « Tsodrano.com » ity. Manantena…
PODCAST – Episode 6 – Ô ry firenena (1)
Tsy misy olona tsy mandoka ny fireneny,Tsy misy olona manenjika ny fireneny,Fa indraindray misy fotoana mampagintakitaAoka hijoro iray hina ny…
PODCAST – EPISODE 5 – Ny fahariana – La creation
Ny Fahariana Fizarana I Ny Genesisy toko 1 dia mirakitra zava-mahaliana. Nahay tokoa ny mpanoratra nandrafitra izany. ary mitanisa izany…
PODCAST – EPISODE 4 Fampitandremana ny mpitondra fiangonana
Ny lohatenintsika androany dia hoe : « Fampitandremana ny mpitondra fiangonana ». Raha tadidinareo fa tao amin’ny podcast faha- 3 dia voalazako hoe : tena mahafinaritra ahy ary tiako ilay asan’ny mpitondra fiangonana.
PODCAST – EPISODE 3 -Nahoana no asa tsara ny mpitondra fiangonana
Nahoana no asa tsara ny mpitondra fiangonana. Marina sa tsy marina. Indro fizarana avy amin’ny traikefan’i Julia Darsot mpitandrina. Ny asa tsara miteraka fifaliana…
PODCAST – Episode 2 – Ny Baiboly
Marobe ny olona mamaky Baiboly na mpino na tsy mpino. Misy koa ireo izay tsy mamaky fa mamerina fotsiny izay reny. Tsara fantarina : inona izany no tena soratra ao. Indro fitarihana kely fotsiny mba hahazoana an-tsaina inona avy ireo lohateny vaventy. Tsy ireo ihany fa mbola misy …
Ny mpitondra fivavahana (2)
Maro ny mametra-panontaniana hoe : inona no tena asa ataon’ireto mpitandrina ireto ? Famintinana ny atolotra anao eto fa mety misy tsy voasoratra. Azo hiadian-kevitra re !
Ny mpitondra fivavahana (1)
Fa andeha aloha iresaka momba ny mpitarika na mpitondra fivavahana kristianina aloha satria tsara ny mahafantatra ny an’ny tena vao miresaka ny an’ny hafa hoy aho teo aloha