
TSODRANO - PODCAST - Episode 2 - Ny Baiboly
- 1TSODRANO – PODCAST – Episode 2 – Ny Baiboly10:39Marobe ny olona mamaky Baiboly na mpino na tsy mpino. Misy koa ireo izay tsy mamaky fa mamerina fotsiny izay reny. Tsara fantarina : inona izany no tena soratra ao. Indro fitarihana kely fotsiny mba hahazoana an-tsaina inona avy ireo lohateny vaventy. Tsy ireo ihany fa mbola misy …
Comments by Julia DARSOT