
Miambena
Alahady voalohany amin’ny Advento 2020 Marka 13 : 33 – 37 Miambena hoy Jesosy ato amin’ny filazantsaran’i Marka mamarana ny fanoharana…
Alahady voalohany amin’ny Advento 2020 Marka 13 : 33 – 37 Miambena hoy Jesosy ato amin’ny filazantsaran’i Marka mamarana ny fanoharana…
Fohy ny fanazavana atolotra eto satria tokony ho boky iray mihitsy no soratana. Karazana tari-dàlana ihany koa ity soratra ity…
Misy mangataka amin’ny fizahan-teny ny hisin’ny tantara mampalahelo. Ka dia ireto misy telo atolotro ho anareo mikasika ny Reny. Misaotra…
Jaona 4 : 7 Avy nandeha lalana lavitra sy nivezivezy Jesosy. Nihato naka aina teo amoron’ny fatsakana iray. Indro vehivavy iray…
Batisa iray Ny sakramentan’ny Batisa dia hiainana ao amin’ny Fiangonana eran’izao tontolo izao. Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary…
Jaona 4: 16- 42 Vehivavy samaritana iray no nitenenan’i Jesoa io teny io hoe “antsoy ivadinao ka mankanesa aty”.
Ezekiela 33 : 1-10 Mandray anjara fitenenana ny Tompo ho an’ny firenena. Misy olona izay voafidy nirahina hanatanteraka izany.
Detoronomia : 8 Lehibe ny Fitiavan’Andriamanitra. Nomeny tany ny fireneny.
1 Korintiana 12 : 3 -13 Fohy dia fohy ny fotoana niainan’i Paoly apostoly niaraka tamin’ny kristiana tao Korinto. Tanàna…
TOMPO Andriamanitray ô tsy miova Ianao. Tsaroanay ankehitriny fa miovaova izao rehetra izao eny fa na dia ny heverina tsy…