Étiquette : tany

Miambena

Alahady voalohany amin’ny Advento 2020 Marka 13 : 33 – 37 Miambena hoy  Jesosy ato amin’ny filazantsaran’i Marka mamarana ny fanoharana…

Efa miala amin’ny fisainana ratsy ve?

Alahady voalohany amin’ny Karemy 2015 (22/2/15) Genesisy 9: 8 – 15 Ampahatsiahivina fa ny Genesisy toko 1 – 11 dia…

Ny toro-hevitry ny mpamadika

Perikopa alahady 18 aogositra 2013 Jeremia 38 : 4 – 10 Nirahin’Andriamanitra hanatanteraka asa sarotra Jeremia tao amin’ny tany sy fotoana…

Miady varotra sao maty

Genesisy 18 : 16 – 33 Mifanipaka amin’ny zavatra teo aloha (Gen. 18:1-15)  no mitranga.( Jereo: 8/3/2010)

Mbola misy fiadanana ve ?

Jaona 20 : 19-23 Fiafina sy fihafenana no mitranga rehefa mikorontana ny tany hipetrahana. Ny tahotra sao ho vonoin’ny hafa.

Tsy dia ratsy ny safidin’ny Tompo.

Marka 11 : 1-11 Tantara fohy. Toa heverina tsy manan-danja . Mpianatra roa (mba hisin’ny vavolombelona) no nirahin’i Jesoa haka zana-boriky….

Mpitily toa inona ?

Ezekiela 33 : 1-10 Mandray anjara fitenenana ny Tompo ho an’ny firenena. Misy olona izay voafidy nirahina hanatanteraka izany.

Aiza izay mba anjarako ?

TENY HOVAKIANA MPITORITENY 1 : 1 -2, 2 : 21-23 KOLOSIANA 2 : 20 -23, 3 : 1-17 LIOKA 12 :13-32 Zava-misy hatram’izao ny…

NY toetr’andro

TOMPO Andriamanitray ô tsy miova Ianao. Tsaroanay ankehitriny fa miovaova izao rehetra izao eny fa na dia ny heverina tsy…