Étiquette : maty

An’Andriamanitra ny aina rehetra

Ezekiela 18. 25 – 28 Nantsoin’Andriamanitra ho mpaminany teo amin’ny Zanak’Israely i Ezekiela. Izy no hitory ny teny. Tena fahasoavana…

Fisarahana

Nosoratana tamin’ny 30/07/2006 teto amin’ny.Averina eto fa mifanaraka amin’ny zavatra mitranga eran-tany. Fisarahana     ANDRIAMANITRA ô ! Toa tsara ny mangina hoy…

Miarahaba tratry ny taona 2020

Miarahaba anao tratry ny taona 2020Tamin’iny taona lasa iny :Ho anao izay nolalovan’ny aretina.Ho anao izay niaran-doza. Ho anao izay…

Pâques 2019

Jaona 20 : 1 – 9 Niainga vao mangiran-dratsy i  Maria Magdala satria maika ho tonga vao maraina eny am-pasana….

Herinandro Masina 2018

Amin’ity herinandro masina 2018 ity andeha hiara-dia amin’ny famakiana ny bokin’i Joela mpaminany. Efatra (4) monja ny toko ao amin’ny…

Ny fanendrinkendrehana miteraka loza

Ny tantara mampalahelo faharoa  zaraiko aminao amin’ity fotoanan’ny Karemy ity dia nikasika mpampianatra. Lehilahy vaventy sy ranjanana efa lehibe no…

Ilay Safodrano

Genesisy 7 (indrindra ny andininy 12, 18, 24 ) Ny safodrano Asa izay naha-tadidy fa tany Madagasikara tany amin’ny faritra…

Ny Toby

Ny Toby dia ireo toerana izay efa nolazaintsika fa ilasian’ny maro avy amin’ny faritra samihafa mba hiara-mivavaka. Tany am-boalohany ireo…

Inona no hatahorana?

Isaia 41 : 8 – 14 Mbola azo hinoana ve ity teny nataon’i Isaia ity efa taon-jato maro izay. Teny mamelona…

Sabotsy-fahanginana

Tao anatin’ny alahelo ireo mpanaradia an’i Jesosy. Josefa avy any Arimatia no nikarakara ny fandevenana Azy. Inona intsony moa no…

Mamono tena ao amin’ny Baiboly

Mamono tena ao amin’ny Baiboly Ho valin’ny fikarohana « Mamono tena ao amin’ny Baiboly ». Tsara ho fantatra araka ny voalaza hatrany…

Toriteny malagasy ?

Fanontaniana napetraka tamiko  : Misy Toriteny malagasy ve ? Somary sahirana aho hiteny hoe : misy Toriteny malagasy na tsia.

Isaorana Andriamanitra

Lioka 7: 11 – 17 Eo am-pidirana ny tanana no misy ny toeram-pandevenana. Vehivavy mananontena no handevina ny zanany lahitokana…

Ny teny no hitsarana ny fisainana

Matio 15: 7 -20 Ry mpihatsaravelatsihy, marina ny naminanin’Isaia  hoe: » – Ity firenena ity manaja Ahy amin’ny molony, fa ny…

Sodoma sy Gomora ?

Genesisy 19 : 1 – 29 Inona moa no nampahalaza an’i Sodoma sy Gomora? Toa mihifikifika ny lohan’izay rehetra miresaka azy…

Velona ny Tompo

Jaona 20 : 1 – 10 Nahoana kosa hoa ity Maria Magdalena no navelan’ny tapaka sy namana ary ny havana andeha…

Na dia mafy aza tsy ho hadino izy ireny

Rehefa manakaiky ny fety na misy fikoranana dia ao ireo izay manangona zava-pisotro isakarazany ho haroso amin’izany. Ao anatin’izany ny…

Tsy dia ratsy ny safidin’ny Tompo.

Marka 11 : 1-11 Tantara fohy. Toa heverina tsy manan-danja . Mpianatra roa (mba hisin’ny vavolombelona) no nirahin’i Jesoa haka zana-boriky….

Tsy valifaty ê!

Matio 18: 21-35 Fahadisoana.Famelan-keloka. Teny roa mafonja ary tsy azo sarahina.Nitsapa toetra an’i Jesosy ve Petera ka nanontany hoe :

Fahatsiarovana 8 septambra

Tonga ny  8 septambra 2011 izay nalaza teo amin’ny tantaran’ny Fiangonana any Madagasikara. (Jereo izay voasoratra ao amin’ny Tsara ho…

Alahadin’ny sampan-drofia

ISAIA 50 : 4-7 FILIPIANA 2 : 5-11 MARC 11 : 1-11 Miditra amin’ny herinandro farany mialohan’ny Paska isika. Manomboka eto ilay antsoina…