Étiquette : vahoaka

Ny toro-hevitry ny mpamadika

Perikopa alahady 18 aogositra 2013 Jeremia 38 : 4 – 10 Nirahin’Andriamanitra hanatanteraka asa sarotra Jeremia tao amin’ny tany sy fotoana…

Mamono tena ao amin’ny Baiboly

Mamono tena ao amin’ny Baiboly Ho valin’ny fikarohana « Mamono tena ao amin’ny Baiboly ». Tsara ho fantatra araka ny voalaza hatrany…

Mpitily toa inona ?

Ezekiela 33 : 1-10 Mandray anjara fitenenana ny Tompo ho an’ny firenena. Misy olona izay voafidy nirahina hanatanteraka izany.

Inona no tianao omeko anao ?

I Mpanjaka 3 : 5-12 Solomona dia nanambady ny zanakavavin’i Farao tany Egypta.  Davida mpanjaka no rainy. Nalaza ara-tantara ary…

Herinandro Masina Talata : Tena irery (1)

Marka 14 : 43 – 52 Jodasy mpamadika. Izany no teny voalohany tonga ao an-tsaina raha vao avy namaky ny tantara….

Kaisara sy Andriamanitra

Teny ho vakiana Isaia 45 : 1-6 I Tesaloniana 1 : 1-5 Matio 22 : 15-22 Mahagaga ihany i Jesosy avy any Nazareta…