Ilay Reniko
Misy mangataka amin’ny fizahan-teny ny hisin’ny tantara mampalahelo. Ka dia ireto misy telo atolotro ho anareo mikasika ny Reny. Misaotra…
Ô ry firenena (9)
Naneno ny lakolosin’ny fahaleovantena Natao veloma ny vahiny nitantana ny tena Voaomana ny hiram-pirenena Niara-niredona ny vahoaka sesehena Nitotorebika satria…
Mifalia @ny fanantenana. Miareta @ ny fahoriana. Mahareta amin’ny fivavahana.
Alim-bavaka 26 JONA 2017. Ny ACAT : Action Chrétienne pour l’Abolition de la Torture et la peine de mort et de…
Mahavariana ny fitiavan’Andriamanitra sy ny fitsarany
Ezekiela 33 : 10 – 16 Perikopa alahady 11 aogositra 2013 Marihina aty am-piandohana fa Ezekiela dia nantsoin’Andriamanitra ho mpitily…
Sambatra ny firenena izay manana an’Jehovah ho Andriamaniny
GALATIANA 5 : 13-18 Iza no tsy hihira sy ho faly rehefa mahazo fafafahana. Afaka aho satria tapaka ny gadra ka…
Apetrao eto antsoriny ny tananao
ANDRIAMANITRA ô, rehefa nifanehatra tamin’ireo mpisambotr’Azy ny Zanakao dia tsy nampiseho fanoherana. Ary dia fampianarana lehibe ho anay izany. Aminay…
Alahadin’ny sampan-drofia
ISAIA 50 : 4-7 FILIPIANA 2 : 5-11 MARC 11 : 1-11 Miditra amin’ny herinandro farany mialohan’ny Paska isika. Manomboka eto ilay antsoina…