
Fisarahana
Nosoratana tamin’ny 30/07/2006 teto amin’ny.Averina eto fa mifanaraka amin’ny zavatra mitranga eran-tany. Fisarahana ANDRIAMANITRA ô ! Toa tsara ny mangina hoy…
Nosoratana tamin’ny 30/07/2006 teto amin’ny.Averina eto fa mifanaraka amin’ny zavatra mitranga eran-tany. Fisarahana ANDRIAMANITRA ô ! Toa tsara ny mangina hoy…
Nosoratana tamin’ny 23/05/2013 teto aminy « Tsodrano.com », ary averina eto androany. Nampiana ery amin’ny farany. Mivavaha ho an’ny mpitsabo Na dia…
Matio 11 : 1-12 Voalaza fa voasambotra i Jaona Mpanao Batisa ary natao an-trano maizina. Tao izy no nanara-maso ny fandehan’ny…
Voninahitra no atolotra an’Andriamanitra ny amin’ny nahatratrana izao fotoana 14 aogositra 2017. Andro fahatsiarovana ny nandefonana an-dRASALAMA nahatonga azy ho…
Alahady voalohany amin’ny Karemy 2015 (22/2/15) Genesisy 9: 8 – 15 Ampahatsiahivina fa ny Genesisy toko 1 – 11 dia…
Kolosiana 3:1-11 (Perikopa ho amin’ny alahady 4 aogositra 2013) Ny taratasy nosoratana ho an’ny Kolosiana dia miisa 4 toko monja….
Lioka 7: 11 – 17 Eo am-pidirana ny tanana no misy ny toeram-pandevenana. Vehivavy mananontena no handevina ny zanany lahitokana…
Genesisy 19 : 1 – 29 Inona moa no nampahalaza an’i Sodoma sy Gomora? Toa mihifikifika ny lohan’izay rehetra miresaka azy…
Jaona 20 : 19-23 Fiafina sy fihafenana no mitranga rehefa mikorontana ny tany hipetrahana. Ny tahotra sao ho vonoin’ny hafa.
Jaona 20 : 1 – 10 Nahoana kosa hoa ity Maria Magdalena no navelan’ny tapaka sy namana ary ny havana andeha…
Ezekiela 33 : 1-10 Mandray anjara fitenenana ny Tompo ho an’ny firenena. Misy olona izay voafidy nirahina hanatanteraka izany.
Detoronomia : 8 Lehibe ny Fitiavan’Andriamanitra. Nomeny tany ny fireneny.
TANTARA feno fitsapana ny an’i Josefa sy Maria ary Jesosy. Tezitra tamin’izy ireo Heroda. Tsy ekeny izao fahaterahana izao sy ny fisin’io zaza io eo amin’ny fanjakany.
Kanjo, tsy nampoizina ny re tamin’ny nofin’i Josefa.
Ny voalohany : « Mitsangana ianao, ka ento ny zazakely sy ny reniny, dia mandosira any Egypta ary mitoera any ambara-pilazako aminao ny fotoana hiverenanao… ».Azo hadika koa hoe : « Tonga saina ianao izao ka aza variana . Mialà eo amin’ny taninao. Satria Heroda dia tonga fofona ka te-hamono ny zaza. Dieny izao tsy misy hatak’andro, miainga ianareo”.
GALATIANA 5 : 13-18 Iza no tsy hihira sy ho faly rehefa mahazo fafafahana. Afaka aho satria tapaka ny gadra ka…
Marka 14 : 43 – 52 Jodasy mpamadika. Izany no teny voalohany tonga ao an-tsaina raha vao avy namaky ny tantara….
Marka 14 : 32 – 42 Manjohy hatrany an’i Jesosy ny mpianany. Eto dia notsongainy i Petera sy Jakoba ary Jaona…