Pâques 2019
Jaona 20 : 1 – 9 Niainga vao mangiran-dratsy i Maria Magdala satria maika ho tonga vao maraina eny am-pasana….
Ilay Safodrano
Genesisy 7 (indrindra ny andininy 12, 18, 24 ) Ny safodrano Asa izay naha-tadidy fa tany Madagasikara tany amin’ny faritra…
ESPERANCE
Le soleil s’est éclipsé comme chassé. Les nuages menacent.
Mahavariana ny fitiavan’Andriamanitra sy ny fitsarany
Ezekiela 33 : 10 – 16 Perikopa alahady 11 aogositra 2013 Marihina aty am-piandohana fa Ezekiela dia nantsoin’Andriamanitra ho mpitily…
PASKA 2013
Ezekiela 37 : 1-14 Taolam-paty mijoro, afaka tao amin’ny fasana Mahazatra ny miteny fa « fahitana » ity tantara ity. Nefa ny…
Velona ny Tompo
Jaona 20 : 1 – 10 Nahoana kosa hoa ity Maria Magdalena no navelan’ny tapaka sy namana ary ny havana andeha…
Mpitily toa inona ?
Ezekiela 33 : 1-10 Mandray anjara fitenenana ny Tompo ho an’ny firenena. Misy olona izay voafidy nirahina hanatanteraka izany.
Fiadanana
VONINAHITRA any amin’ny Avo Indrindra, ary Fiadanana ho eto ambonin’ny tany ho an’ny olona ankahasitrahany. Lioka 2:14 Isaky ny tonga…