Étiquette : ady

Alahady faha-6 …karemy 2019

Hiditra ny tananan’i Jerosalema ny Tompo Jesosy. Tsotra ny safidy hanatanterahany izany. Mipetraka eo ambon’ny zana-boriky izy. Biby tsy tia…

Ny TOMPO ho aminao (2)

Alahady fahatelo – Advento 2018 Zefania 3: 14 – 18 Ny TOMPO ho aminao. Tsy mahavatana ny famakiana ny bokin’i…

Famonjena toa inona ?

Marka 11 : 1-10 Inoako fa tsy isaky ny mankalaza ny alahadin’ny sampan-drofia ny kristiana vao hiteny hoe : Hosana, Hosana ho…

Ny toro-hevitry ny mpamadika

Perikopa alahady 18 aogositra 2013 Jeremia 38 : 4 – 10 Nirahin’Andriamanitra hanatanteraka asa sarotra Jeremia tao amin’ny tany sy fotoana…

Mbola misy fiadanana ve ?

Jaona 20 : 19-23 Fiafina sy fihafenana no mitranga rehefa mikorontana ny tany hipetrahana. Ny tahotra sao ho vonoin’ny hafa.

Mpitily toa inona ?

Ezekiela 33 : 1-10 Mandray anjara fitenenana ny Tompo ho an’ny firenena. Misy olona izay voafidy nirahina hanatanteraka izany.

Inona no tianao omeko anao ?

I Mpanjaka 3 : 5-12 Solomona dia nanambady ny zanakavavin’i Farao tany Egypta.  Davida mpanjaka no rainy. Nalaza ara-tantara ary…

Aiza izay mba anjarako ?

TENY HOVAKIANA MPITORITENY 1 : 1 -2, 2 : 21-23 KOLOSIANA 2 : 20 -23, 3 : 1-17 LIOKA 12 :13-32 Zava-misy hatram’izao ny…

Apetrao eto antsoriny ny tananao

ANDRIAMANITRA ô, rehefa nifanehatra tamin’ireo mpisambotr’Azy ny Zanakao dia tsy nampiseho fanoherana. Ary dia fampianarana lehibe ho anay izany. Aminay…