Étiquette : famonjena

Krismasy sy ny nofy

Matio 1: 18-25Malaza loatra ny tantaran’i Jesosy Kristy.Maro ny olona nanoratra ny momba azy. Ao amin’ny Testamenta vaovao dia voasoratra…

Famonjena toa inona ?

Marka 11 : 1-10 Inoako fa tsy isaky ny mankalaza ny alahadin’ny sampan-drofia ny kristiana vao hiteny hoe : Hosana, Hosana ho…

RASALAMA sy ny fanekena

Voninahitra no atolotra an’Andriamanitra ny amin’ny nahatratrana izao fotoana 14 aogositra 2017. Andro fahatsiarovana ny nandefonana an-dRASALAMA nahatonga azy ho…

Sakano tsy hiditra ny fanahy maloto

Marka 1: 21-28 Inona no zava-miafina tao amin’i Jesosy ka nahatonga azy nanavotra ity lehilahy ity ? Jesosy moa mbola tanora…

Tsy azo ambakaina ny Tompo Andriamanitra

Lioka 19: 1 – 10 Misy karazana Zakaiosy : Zakaiosy talohan’ny nahafantarany an’i Jesosy kristy. Mpamory hetra tao an-tanana. Fantatry ny…

Mahavariana ny fitiavan’Andriamanitra sy ny fitsarany

Ezekiela 33 : 10 – 16 Perikopa alahady 11 aogositra 2013   Marihina aty am-piandohana fa Ezekiela dia nantsoin’Andriamanitra ho mpitily…

Ny olom-baovao

Kolosiana 3:1-11 (Perikopa ho amin’ny alahady 4 aogositra 2013) Ny taratasy nosoratana ho an’ny Kolosiana dia miisa 4 toko monja….

Isaorana Andriamanitra

Lioka 7: 11 – 17 Eo am-pidirana ny tanana no misy ny toeram-pandevenana. Vehivavy mananontena no handevina ny zanany lahitokana…

Andro fiakarana

Teny ho vakina ASAN’ NY APOSTOLY 1 : 1-11 EFESIANA 1 : 17-23 MARKA 16 : 15-20 Tafapetraka ao anelanelan’ny fetim-piangonana roa lehibe…

Ny tanim-boaloboka

Teny ho vakiana ISAIA 5 : 1-7 FILIPIANA 4 : 5-9 MATIO 21 : 33-46 Miditra amin’ny volana Oktobra isika…