
Fampitandremana
Tao anatin’ny fotoana fohy dia mitombo tokoa ny karazam-pivavahana eto Madagasikara. Mitombo koa tsy misy tahaka izany ny isan’ny fiangonana…
Tao anatin’ny fotoana fohy dia mitombo tokoa ny karazam-pivavahana eto Madagasikara. Mitombo koa tsy misy tahaka izany ny isan’ny fiangonana…
Alakamisy masina Joela 2 : 18 – 27…
Amin’ity herinandro masina 2018 ity andeha hiara-dia amin’ny famakiana ny bokin’i Joela mpaminany. Efatra (4) monja ny toko ao amin’ny…
Araka ny tantara dia nihira RASALAMA martiora alohan’ny handefonana azy. Nanana hery lehibe tokoa izy teo amin’ny fanatanterahana izany.Raha lefonina…
Naneno ny lakolosin’ny fahaleovantena Natao veloma ny vahiny nitantana ny tena Voaomana ny hiram-pirenena Niara-niredona ny vahoaka sesehena Nitotorebika satria…
Ny Fanahy Masina efa tonga hatry ny ela nambomba izao tontolo izao manontolo.Tsy mitsahatra Izy mampahery : Ireo nihahaka hovoriany…
Reko fa any lavitra any Fanagejana mafy ny tany. Ny manam-pahefana nifandimby Nandrapaka harena sarobidy Naroso ho an’ny mpividy Ny…
Tompo Andriamanitra ô. Mitoetra ao Madagasikara isan’andro Ianao nefa maro no tsy mahatsapa izany. Mahita ny fahakivin’ny mponina Ianao.
Tompo Andriamanitra ô! Aiza ny famonjena ny firenenay mihosina vovoka. Maina ny tenda. Tsy afaka miteny intsony. (14.12.14) Tompo Andriamanitra…
Perikopa alahady 18 aogositra 2013 Jeremia 38 : 4 – 10 Nirahin’Andriamanitra hanatanteraka asa sarotra Jeremia tao amin’ny tany sy fotoana…
Fanontaniana napetraka tamiko : Misy Toriteny malagasy ve ? Somary sahirana aho hiteny hoe : misy Toriteny malagasy na tsia.
Ho an’ny marary sy ny mpitsabo Izay tiana ho raisina ny ora hivavahana. Na dia mbola alina aza ny andro…
Eksodosy 1 : 15-22 Tantara milaza ny famporisihin’ny mpanjakan’i Ejipta fahiny hamono ny zazalahy hebreo vao teraka tao amin’ny taniny. Ny…
Jaona 20 : 19-23 Fiafina sy fihafenana no mitranga rehefa mikorontana ny tany hipetrahana. Ny tahotra sao ho vonoin’ny hafa.
Ezekiela 33 : 1-10 Mandray anjara fitenenana ny Tompo ho an’ny firenena. Misy olona izay voafidy nirahina hanatanteraka izany.
Tonga ny 8 septambra 2011 izay nalaza teo amin’ny tantaran’ny Fiangonana any Madagasikara. (Jereo izay voasoratra ao amin’ny Tsara ho…
Hivavaka aho fa nomen’Andriamanitra hery sy andro iainana.Miaraka amin’ireo izay mitokana ho amin’ny « alin’ny mpiambina »[nuit des veilleurs 2011]. N’aiza n’aiza misy…
1 Korintiana 12 : 3 -13 Fohy dia fohy ny fotoana niainan’i Paoly apostoly niaraka tamin’ny kristiana tao Korinto. Tanàna…
GALATIANA 5 : 13-18 Iza no tsy hihira sy ho faly rehefa mahazo fafafahana. Afaka aho satria tapaka ny gadra ka…
Teny ho vakina ASAN’ NY APOSTOLY 1 : 1-11 EFESIANA 1 : 17-23 MARKA 16 : 15-20 Tafapetraka ao anelanelan’ny fetim-piangonana roa lehibe…
TONGA teto Madagasikara tamin’ny taona 1818 ny misionera ary nanomboka niely eran’i Madagasikara ny fivavahana kristiana. Nisy fotoana nefa teo…
Teny ho vakiana Isaia 45 : 1-6 I Tesaloniana 1 : 1-5 Matio 22 : 15-22 Mahagaga ihany i Jesosy avy any Nazareta…
Teny ho vakiana ISAIA 5 : 1-7 FILIPIANA 4 : 5-9 MATIO 21 : 33-46 Miditra amin’ny volana Oktobra isika…
VONINAHITRA any amin’ny Avo Indrindra, ary Fiadanana ho eto ambonin’ny tany ho an’ny olona ankahasitrahany. Lioka 2:14 Isaky ny tonga…