Étiquette : marina

An’Andriamanitra ny aina rehetra

Ezekiela 18. 25 – 28 Nantsoin’Andriamanitra ho mpaminany teo amin’ny Zanak’Israely i Ezekiela. Izy no hitory ny teny. Tena fahasoavana…

Salamo 37(famaranana)

Ho famaranana ny Salamo 37 dia izao no azo lazaina : Tafara-dalana hatrany ny tsara sy ny ratsy. Miara-mitoetra eto an-tany…

2018- Miarahaba –

Raha vao nitsaika ny ora voalohany amin’ny 1 janoary dia nanomboka,ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2018. « Miarahaba nahatratra ny…

Mahareta amin’ny fivavahana (2)

Ho an’ny marary sy ny mpitsabo Izay tiana ho raisina ny ora hivavahana. Na dia mbola alina aza ny andro…

Farihimena 2012

Tsy nieritreritra ny hanoratra momba an’i Farihimena aho tamin’ity taona 2O12 ity. Fa vao efatra  andro izay dia tafahoana tamin’ireo…

Miady varotra sao maty

Genesisy 18 : 16 – 33 Mifanipaka amin’ny zavatra teo aloha (Gen. 18:1-15)  no mitranga.( Jereo: 8/3/2010)

Inona no tianao omeko anao ?

I Mpanjaka 3 : 5-12 Solomona dia nanambady ny zanakavavin’i Farao tany Egypta.  Davida mpanjaka no rainy. Nalaza ara-tantara ary…