Tag: mpaminany

Herinandro Masina 2018

Amin’ity herinandro masina 2018 ity andeha hiara-dia amin’ny famakiana ny bokin’i Joela mpaminany. Efatra (4) monja ny toko ao amin’ny…

Ampiononinareo ny oloko

Isaia 40: 1-11 «Ampiononinareo, ampiononinareo ny oloko » hoy Andriamanitra. Latsaka an-katerena ny firenen’Andriamanitra tamin’izany fotoana izany satria babo. Kivy tanteraka…

Mahavariana ny fitiavan’Andriamanitra sy ny fitsarany

Ezekiela 33 : 10 – 16 Perikopa alahady 11 aogositra 2013   Marihina aty am-piandohana fa Ezekiela dia nantsoin’Andriamanitra ho mpitily…

PASKA 2013

 Ezekiela 37 : 1-14  Taolam-paty mijoro, afaka tao amin’ny fasana   Mahazatra ny miteny fa « fahitana » ity tantara ity. Nefa ny…

Iza no hanokatra ny làlana ?

Teny ho vakiana Isaia 61 : 1-11 I Tesaloniana  5 : 16-24 Jaona 1 : 6-8, 19-28 Asa raha tadidintsika roampolo taona lasa…

Ampionony, ampionony ny oloko

  Isaia 40 : 1-11 Tao anatin’ny fahakivina tanteraka ny firenen’Andriamanitra.Tsy nitsahatra nanenjika azy ny fahavalony.

© 2019 Tsodrano. Theme by Anders Norén.