Tompo ô! Miandry anao izahay
Fa nahoana no nandrasana Ianao Jesosy ka tsy tonga Tsy tianao ve ny tranonay noezahana no haingona Nasianay hazo krismasy…
Tsy mora ny mivavaka
Lioka 18: 1 – 8 Misy marina ny tantara toa itony. Ny mpitsara moa dia olona nianatra manokana ny lalàna….
Ny toro-hevitry ny mpamadika
Perikopa alahady 18 aogositra 2013 Jeremia 38 : 4 – 10 Nirahin’Andriamanitra hanatanteraka asa sarotra Jeremia tao amin’ny tany sy fotoana…
Mamono tena ao amin’ny Baiboly
Mamono tena ao amin’ny Baiboly Ho valin’ny fikarohana « Mamono tena ao amin’ny Baiboly ». Tsara ho fantatra araka ny voalaza hatrany…
Sodoma sy Gomora ?
Genesisy 19 : 1 – 29 Inona moa no nampahalaza an’i Sodoma sy Gomora? Toa mihifikifika ny lohan’izay rehetra miresaka azy…
Ho an’izay kivy
TOMPO ô , Isan’andro dia misokatra ny lalana, hahitana Anao na dia sarotra aza . Nefa marobe no mbola kivy…
Ny zanaka mpakato
Teny ho vakiana Ezekiela 18 : 21-32 Filipiana 2 : 1-11 Matio 21 : 28-32 Raha teo aloha ny fahoharana nataon’i Jesosy dia…