Ilay Reniko
Misy mangataka amin’ny fizahan-teny ny hisin’ny tantara mampalahelo. Ka dia ireto misy telo atolotro ho anareo mikasika ny Reny. Misaotra…
Herinandro Masina 2018
Amin’ity herinandro masina 2018 ity andeha hiara-dia amin’ny famakiana ny bokin’i Joela mpaminany. Efatra (4) monja ny toko ao amin’ny…
Ny tsy fihainona miteraka loza
Ity no tantara mampalahelo entina hieritreretana amin’izao Karemy faha-4. « Nisy mpivady niteraka fito. Efa manana zafikely maro. Miandry ny zafiafy….
Ny fahatezerana miteraka loza
Koa satria saika isan’andro no misy mikaroka ato amin’ny bilaogy ny lohateny hoe « Tantara mampalahelo ». Dia indro zaraiko ity tantara…
Ilay Safodrano
Genesisy 7 (indrindra ny andininy 12, 18, 24 ) Ny safodrano Asa izay naha-tadidy fa tany Madagasikara tany amin’ny faritra…
Loza izany !
Mihena isa angaha ny vatan-dehilahy Ka tsy nahatohatra ny asa ratsin’ireo jiolahy Loza be mananontanona ho an’ny tanana Namporisika ny…
Mpitily toa inona ?
Ezekiela 33 : 1-10 Mandray anjara fitenenana ny Tompo ho an’ny firenena. Misy olona izay voafidy nirahina hanatanteraka izany.
Tsy avy aminao ny harena
Detoronomia : 8 Lehibe ny Fitiavan’Andriamanitra. Nomeny tany ny fireneny.
Fanahy iray
1 Korintiana 12 : 3 -13 Fohy dia fohy ny fotoana niainan’i Paoly apostoly niaraka tamin’ny kristiana tao Korinto. Tanàna…
Sesi-tany sy fiverenana
TANTARA feno fitsapana ny an’i Josefa sy Maria ary Jesosy. Tezitra tamin’izy ireo Heroda. Tsy ekeny izao fahaterahana izao sy ny fisin’io zaza io eo amin’ny fanjakany.
Kanjo, tsy nampoizina ny re tamin’ny nofin’i Josefa.
Ny voalohany : « Mitsangana ianao, ka ento ny zazakely sy ny reniny, dia mandosira any Egypta ary mitoera any ambara-pilazako aminao ny fotoana hiverenanao… ».Azo hadika koa hoe : « Tonga saina ianao izao ka aza variana . Mialà eo amin’ny taninao. Satria Heroda dia tonga fofona ka te-hamono ny zaza. Dieny izao tsy misy hatak’andro, miainga ianareo”.