Étiquette : fanahy

Miambena

Alahady voalohany amin’ny Advento 2020 Marka 13 : 33 – 37 Miambena hoy  Jesosy ato amin’ny filazantsaran’i Marka mamarana ny fanoharana…

Ny fanendrinkendrehana miteraka loza

Ny tantara mampalahelo faharoa  zaraiko aminao amin’ity fotoanan’ny Karemy ity dia nikasika mpampianatra. Lehilahy vaventy sy ranjanana efa lehibe no…

Sakano tsy hiditra ny fanahy maloto

Marka 1: 21-28 Inona no zava-miafina tao amin’i Jesosy ka nahatonga azy nanavotra ity lehilahy ity ? Jesosy moa mbola tanora…

Tsy mora ny mivavaka

Lioka 18: 1 – 8 Misy marina ny tantara toa itony. Ny mpitsara moa dia olona nianatra manokana ny lalàna….

Mahavariana ny fitiavan’Andriamanitra sy ny fitsarany

Ezekiela 33 : 10 – 16 Perikopa alahady 11 aogositra 2013   Marihina aty am-piandohana fa Ezekiela dia nantsoin’Andriamanitra ho mpitily…

Mivavaha

Hivavaka aho fa nomen’Andriamanitra hery sy andro iainana.Miaraka amin’ireo izay mitokana ho amin’ny «  alin’ny mpiambina »[nuit des veilleurs 2011]. N’aiza n’aiza misy…

Herinandro Masina Alatsinainy : Tsy tratry ny hery

Marka 14 : 32 – 42 Manjohy hatrany an’i Jesosy ny mpianany. Eto dia notsongainy i Petera sy Jakoba ary Jaona…