Étiquette : fitiavana

Raiso ny Fanahy Masina (3)

Jaona 20: 19 – 23 Isan-taona dia miverina ity perikopa ity. Ary dia mbola raisina ho amin’ny toriteny ihany.  Tsy…

1 Timoty 1: 8 – 11

Ny mikasika ny lalàna indray no hampahatsiahivin’i Paoly an’i Timoty eto. Nisy ny lalàna izay nomena an’i Mosesy mba hampahafantariny…

KRISMASY 2019

  Miarahaba anao tratry ny KRISMASY 2019 Hitondra: Fitiavana                   Fiadanana                              Fahasitranana Isan’andro ho anao.             Ho an’Andriamanitra irery…

Salamo 37 : (tohiny)

SALAMO 37 : 1-6   Hamafisin’i Davida ny fepetra tsy tokony hanaovana ratsy ary lazaina tahaka ny didy izany. Matokia ny Tompo…

Alahady faha-6 …karemy 2019

Hiditra ny tananan’i Jerosalema ny Tompo Jesosy. Tsotra ny safidy hanatanterahany izany. Mipetraka eo ambon’ny zana-boriky izy. Biby tsy tia…

Ny tsy fihainona miteraka loza

Ity no tantara mampalahelo entina hieritreretana amin’izao Karemy faha-4. « Nisy mpivady niteraka fito. Efa manana zafikely maro. Miandry ny zafiafy….

2018- Miarahaba –

Raha vao nitsaika ny ora voalohany amin’ny 1 janoary dia nanomboka,ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2018. « Miarahaba nahatratra ny…

Omeo Aho hosotroiko

Jaona 4 : 7 Avy nandeha lalana lavitra sy nivezivezy Jesosy. Nihato naka aina teo amoron’ny fatsakana iray. Indro vehivavy iray…

Mahavariana ny fitiavan’Andriamanitra sy ny fitsarany

Ezekiela 33 : 10 – 16 Perikopa alahady 11 aogositra 2013   Marihina aty am-piandohana fa Ezekiela dia nantsoin’Andriamanitra ho mpitily…

Sambatra ny firenena izay manana an’Jehovah ho Andriamaniny

GALATIANA 5 : 13-18 Iza no tsy hihira sy ho faly rehefa mahazo fafafahana. Afaka aho satria tapaka ny gadra ka…