Étiquette : fiainana

Ny TOMPO ho aminao (2)

Alahady fahatelo – Advento 2018 Zefania 3: 14 – 18 Ny TOMPO ho aminao. Tsy mahavatana ny famakiana ny bokin’i…

Paska : Fanantenana tsy maty

Joela 4 : 18 – 21 Raha mbola mihiratra ny masonao ka afaka mamaky izao soratra izao dia tsarovy fa tia…

Mifalia @ny fanantenana. Miareta @ ny fahoriana. Mahareta amin’ny fivavahana.

Alim-bavaka 26 JONA 2017. Ny ACAT : Action Chrétienne pour l’Abolition de la Torture et la peine de mort et de…

Ne m’oublie pas

Un tapis de myosotis avec ses secrets infinis révélant la vie tout doucement. Vies florissantes parfumantes vous font pleurer à…

Tsy mora ny mivavaka

Lioka 18: 1 – 8 Misy marina ny tantara toa itony. Ny mpitsara moa dia olona nianatra manokana ny lalàna….

Apetrao eto antsoriny ny tananao

ANDRIAMANITRA ô, rehefa nifanehatra tamin’ireo mpisambotr’Azy ny Zanakao dia tsy nampiseho fanoherana. Ary dia fampianarana lehibe ho anay izany. Aminay…

Ho an’izay kivy

TOMPO ô , Isan’andro dia misokatra ny lalana, hahitana Anao na dia sarotra aza . Nefa marobe no mbola kivy…