Étiquette : mpitandrina

Ireo aretin’ny fiainam-panahy

Lohatenina  boky io hoe « Ireo aretin’ny fiainam-panahy », nadikan’i Julia DARSOT amin’ny fiteny malagasy  avy amin’ny boky teny frantsay an’i Daniel…

LANVIN André, mpitandrina

Ho gaga angamba ianao mahita io sary io.Vazaha iray be volom-bava hodidin’ny malagasy. Tsy maka toerana eny aloha fa any…

Raiso ny Fanahy Masina (2)

Jaona 19 : 23 Taorian’ny nitsanganan’i Jesosy Kristy tamin’ny maty dia ireto no olona nisehony : Maria Magdala Ny mpianatra niafina tao…

Miambena

Marka 13: 33-37 Maherihery ihany ny teny notantarain’i Marka ho nolazain’’i Jesosy eto amin’ity fanoharana ity. Nefa dia toa izany…

Ny Toby

Ny Toby dia ireo toerana izay efa nolazaintsika fa ilasian’ny maro avy amin’ny faritra samihafa mba hiara-mivavaka. Tany am-boalohany ireo…

Ny Fiangonana

Raha jerena ao amin’ny Baiboly: Ao amin’ny Testamenta taloha izay nosoratana tamin’ny teny hebreo dia tsy hahitana io teny « fiangonana…