Étiquette : kristiana

Avy aiza ny fivavahana kristiana?

Avy aiza ny fivavahana kristiana (1) Maro ny fivavahana misy eran’izao tontolo izao eto amin’ny kontinanta dimy : Afrika, Azia, Oseania ,…

RASALAMA sy ny hira

Araka ny tantara dia nihira RASALAMA martiora alohan’ny handefonana azy. Nanana hery lehibe tokoa izy teo amin’ny fanatanterahana izany.Raha lefonina…

Ny teny no hitsarana ny fisainana

Matio 15: 7 -20 Ry mpihatsaravelatsihy, marina ny naminanin’Isaia  hoe: » – Ity firenena ity manaja Ahy amin’ny molony, fa ny…

Mbola misy fiadanana ve ?

Jaona 20 : 19-23 Fiafina sy fihafenana no mitranga rehefa mikorontana ny tany hipetrahana. Ny tahotra sao ho vonoin’ny hafa.

Velona ny Tompo

Jaona 20 : 1 – 10 Nahoana kosa hoa ity Maria Magdalena no navelan’ny tapaka sy namana ary ny havana andeha…

8 Septambra

TAMIN’ny taona 2001 dia notapahin’ny fiangonana FJKM tany Madagasikara fa atao ho andro hiadiana amin’ny fanompon-tsampy ny 8 septembre. Nisy…

Fiadanana

VONINAHITRA any amin’ny Avo Indrindra, ary Fiadanana ho eto ambonin’ny tany ho an’ny olona ankahasitrahany. Lioka 2:14 Isaky ny tonga…