Étiquette : fiangonana

Raiso ny Fanahy Masina (3)

Jaona 20: 19 – 23 Isan-taona dia miverina ity perikopa ity. Ary dia mbola raisina ho amin’ny toriteny ihany.  Tsy…

Paska : Fanantenana tsy maty

Joela 4 : 18 – 21 Raha mbola mihiratra ny masonao ka afaka mamaky izao soratra izao dia tsarovy fa tia…

Famonjena toa inona ?

Marka 11 : 1-10 Inoako fa tsy isaky ny mankalaza ny alahadin’ny sampan-drofia ny kristiana vao hiteny hoe : Hosana, Hosana ho…

Eritreritra any an-tany efitra?

Marka 1: 12-15 Lasa nankany an-tany efitra Jesosy raha vao vita batisa. Tsy ho ela dia hanatanteraka ny asa nanirahana…

Taom-baovao : lalam-baovao

Toriteny tamin’ny alahady 4 janoary Matio 2: 1-12 Tsy mankaleo ny famakiana ny Soratra Masina. Satria mampahatsiaro ny lasa ary…

Batisa iray

 Batisa iray Ny sakramentan’ny Batisa dia hiainana ao amin’ny Fiangonana eran’izao tontolo izao. Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary…

Ny Fiangonana

Raha jerena ao amin’ny Baiboly: Ao amin’ny Testamenta taloha izay nosoratana tamin’ny teny hebreo dia tsy hahitana io teny « fiangonana…

Antsoy ivadinao ka mankanesa aty

Jaona 4: 16- 42 Vehivavy samaritana iray no nitenenan’i Jesoa io teny io hoe “antsoy ivadinao ka mankanesa aty”.

Fanahy iray

1 Korintiana 12 : 3 -13 Fohy dia fohy ny fotoana niainan’i  Paoly apostoly niaraka tamin’ny kristiana tao Korinto. Tanàna…