
1 Timoty 1: 8 – 11
Ny mikasika ny lalàna indray no hampahatsiahivin’i Paoly an’i Timoty eto. Nisy ny lalàna izay nomena an’i Mosesy mba hampahafantariny…
Ny mikasika ny lalàna indray no hampahatsiahivin’i Paoly an’i Timoty eto. Nisy ny lalàna izay nomena an’i Mosesy mba hampahafantariny…
Ny epistilin’i Timoty no arahantsika mandritra ny fotoanan’ny Karemy. Noho ny fahafantaran’i Paoly tsara iny faritra misy an’i Timoty izay…
Na dia ny FPMA Île de France aza no niara nivavaka ho fifampiarahabana nahatratra ny taom-baovao 2020 dia mahatsiro ny…
1 Timoty 1 : 1 – 2 Ny epistily ho an’i Timoty (I,II) sy ny epistily ho an’i Titosy dia…
Miarahaba anao tratry ny taona 2020Tamin’iny taona lasa iny :Ho anao izay nolalovan’ny aretina.Ho anao izay niaran-doza. Ho anao izay…
Miarahaba anao tratry ny KRISMASY 2019 Hitondra: Fitiavana Fiadanana Fahasitranana Isan’andro ho anao. Ho an’Andriamanitra irery…
Alarobia 25 desambra 2019 Jaona 1: 1 -18 Isan’andro raha ny tokony ho izy no hankalazana ny fahaterahan’i Jesosy izay…
Matio 1: 18-25Malaza loatra ny tantaran’i Jesosy Kristy.Maro ny olona nanoratra ny momba azy. Ao amin’ny Testamenta vaovao dia voasoratra…
Matio 11 : 1-12 Voalaza fa voasambotra i Jaona Mpanao Batisa ary natao an-trano maizina. Tao izy no nanara-maso ny fandehan’ny…
Matio 3 : 1 – 12 Nolazaintsika tamin’ny lasa fa ny safodrano nihatra tamin’ny andron’i Noa dia tandindon’ny batisa ao amin’ny…
Matio 24 : 37 – 44 Nalain’i Matio ho ohatra ao amin’ny filazantsarany ny tantaran’i Noa.Tsy tany am-piandohan’izao tontolo izao…
Tsy ao amin’ny finoana na fivavahana kristianina ihany no hahitana ny teny hoe « mpaminany ». Tsy afaka mitopy teny fatratra isika…
Tao anatin’ny fotoana fohy dia mitombo tokoa ny karazam-pivavahana eto Madagasikara. Mitombo koa tsy misy tahaka izany ny isan’ny fiangonana…
Ho famaranana ny Salamo 37 dia izao no azo lazaina : Tafara-dalana hatrany ny tsara sy ny ratsy. Miara-mitoetra eto an-tany…
SALAMO 37 : 1-6 Hamafisin’i Davida ny fepetra tsy tokony hanaovana ratsy ary lazaina tahaka ny didy izany. Matokia ny Tompo…
SALAMO 37 : 1-6 Matetika dia ny anaran’i Davida no voalaza ho mpanoratra ny ankamaroan’ny Salamo. Ny Salamo izay tononkalo ary…
Mandihizà tahaka an’izy telo vavy ao anaty rahona. Mihirà miaraka amin’ny ankizy- Mifalia ! Ry tanindrazanay malala ô
Faly miarahaba anao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy amin’izao Pentekosta izao. Ny herin’ny Fanahy Masina ho aminao mandrakariva. Ho an’Andriamanitra irery…
Indro tantara mampieritreritra ao amin’ny Soratra Masina. 1 MPANJAKA 3: 16-26 16Tamin’izay dia nisy vehivavy janga roa nankao amin’ny mpanjaka…
Jaona 20 : 1 – 9 Niainga vao mangiran-dratsy i Maria Magdala satria maika ho tonga vao maraina eny am-pasana….
Cheminement avec la chorale de Choisy-le- Roi devenue plus tard « Chorale GRACIA « – Concert à la Cathédrale de la paroisse…
Parce que nous n’avons pas cru que ton Fils Seigneur Dieu est passé par la mort. Ô ! Pardonne-nous mon…
Liturgie à Nancy en 2006 -à 6 h00 au temple EPUdF(ERF) Musique Que la grâce et la paix vous soient…
Hiditra ny tananan’i Jerosalema ny Tompo Jesosy. Tsotra ny safidy hanatanterahany izany. Mipetraka eo ambon’ny zana-boriky izy. Biby tsy tia…