Fanahy Masina ô !

Fanahy Masina ô! Matoky izahay

Fa mihaino ny vavakay Ianao.

Marary ny taninay ê !

Eny an-doha ka hatrany am-paladihy

Maro ny aretina tafiditra ao.

Mivavaka aminao izahay.

Avia ! vangio ny taninay.

Avia ! vangio ny taninay.

Avia ! vangio ny taninay

Fanahy masina ô! Diovy ny taninay

Fanhy Masina ô ! Diovy ny taninay

Fanahy Masina ô! Diovy ny taninay

Fanahy Masina ô! Tsaboy ny taninay

Fanahy Masina ô ! Tsaboy ny taninay

Fanahy Masina ô! Tsaboy ny taninay

Fanahy masina ô! Sitrano ny taninay

Fanahy masina ô! Sitrano ny taninay

Fanahy masina ô! Sitrano ny taninay

Fanahy Masina ô! Hareno ny taninay

Fanahy Masina ô! Hareno ny taninay

Fanahy Masina ô! Hareno ny taninay

Fanahy Masina ô! Esory ny aizina manarona ny taninay

Fanahy Masina ô! Esory ny aizina manarona ny taninay

Fanahy Masina ô! Esory ny aizina manarona ny taninay

Fanahy Masina ô! Fohazy, hazavao ny sainay

Fanahy Masina ô! Fohazy, hazavao ny sainay

Fanahy Masina ô! Fohazy, hazavao ny sainay

Fanahy Masina ô

Misaotra tia ny taninay.

Amena