
Ilay Safodrano
Genesisy 7 (indrindra ny andininy 12, 18, 24 ) Ny safodrano Asa izay naha-tadidy fa tany Madagasikara tany amin’ny faritra…
Genesisy 7 (indrindra ny andininy 12, 18, 24 ) Ny safodrano Asa izay naha-tadidy fa tany Madagasikara tany amin’ny faritra…
Genesisy 16: 1 – 16 Abrama izay niova ho Abrahama ny anarany taty aoriana dia voalaza fa rain’ny mpino. Natoky…
Matio 28: 1 – 10 Mifarana eto amin’ity toko faha 28 ity ny tantara momba an’i Jesosy ato amin’ny filazantsaran’i…
Golgota toerana malaza satria teo no nahafatesan’i Jesosy, ilay natao hoe Zanak’Andriamanitra. Maty tahaka ny olombelona rehetra noho ny ratra…
Jeremia 49 : 23 – 39 Manomboka eo amin’ny toko faha-46 dia filazana ny tenin’ NY TOMPO tonga tamin’ i Jeremia….
Matio 5 : 13 – 16 Ao anatin’ilay fampianaran’i Jesosy manomboka ny toko faha-5 ka hatramin’ny faha-7 ny toriteny izay ho…
Isaia 11 : 1-10 Romana 15 :4-9 Matio 3 : 1-12 Ireo no teny voalahatra ho vakina androany alahady 4 desambra 2016 ao…
Izaho koa tsy manameloka anao. Jaona 8 : 1 – 11 Avy amin’ny tendrombohitr’i Oliva vao maraina Jesosy. Dia nakeo amin’ny…
Tia ny rehetra Andriamanitra Lioka 15 : 11 – 32 Ny fizaram-panan’ny mpiray tampo dia aorian’ny fahafatesan’ny ray amandreny. Fa saingy…
Miala nenina ny Tompo Lioka 13 : 1 – 9 Fanoharana telo no nolazain’i Jesosy ato amin’ity toko sy andininy ity….
Alahady faharoa amin’ny Karemy 2016 Lioka 9. 28 – 36 Tahaka ny mahare angano rehefa mamaky ity tantara fohy ity….
Jeremia 1 : 4 – 19 Ho an’izay te-hahalala ny tantaram-pirenena iray momba ny fahininy dia ny bokin’i Jeremia anisan’izany. …
Fiarahabana sy dinidinika. Ny fankalazana ny Noely no hahatsiarovana fa tonga nofo ny Tompo hamonjy izao tontolo izao. Feno fifaliana…
Alahady faha-efatra amin’ny Advento 2015 Lioka 1 : 36 -56 Akory ny hafalian’i Maria sy Elizabeta fa tafahoana. Nifamangy.Tena nifankatia tokoa.Tena…
Alahady fa-telon’ny Advento 2015 Luc 3 : 10-18 Marobe ny olona nanatona an’i Jaona Mpanao batisa mba ho atao batisa. Nefa…
Alahady faharoa amin’ny advento 2015 Lioka 3 : 1 – 6 Jaona Mpanao batisa no mpaminany mampita amin’ny testamenta vaovao. Tany…
Ireto no toerana hahitana azy: Ny Alahadin’ny Reformasiona ny 27 / 10/ 2002 Ny Reformasiona ny 1/ 11/ 2003 Ny…
Isaia 41 : 8 – 14 Mbola azo hinoana ve ity teny nataon’i Isaia ity efa taon-jato maro izay. Teny mamelona…
Marka 11 : 12-21 Hita eo izany Jesosy noana. Ka mba te hihoty voan’aviavy saingy diso fanantenana fa tsy nisy voany…
Alahady 19 aprily 2015 Lioka 25 : 35-48 Nahoana moa no tsy hatahotra mahita olona mitsangana eo afovoan-trano nefa heverina fa…
Alahady voalohany amin’ny Karemy 2015 (22/2/15) Genesisy 9: 8 – 15 Ampahatsiahivina fa ny Genesisy toko 1 – 11 dia…
Toriteny tamin’ny alahady 15 febroary 2015 Marka 1: 40 – 45 Mamelom-panantenana ny famakiana tantara toy izao. Sahy nanatona an’i…
Marka 1: 21-28 Inona no zava-miafina tao amin’i Jesosy ka nahatonga azy nanavotra ity lehilahy ity ? Jesosy moa mbola tanora…
Jaona 4 : 7 Avy nandeha lalana lavitra sy nivezivezy Jesosy. Nihato naka aina teo amoron’ny fatsakana iray. Indro vehivavy iray…
Toriteny tamin’ny alahady 4 janoary Matio 2: 1-12 Tsy mankaleo ny famakiana ny Soratra Masina. Satria mampahatsiaro ny lasa ary…