Martin Luther King cite l’allocution de James Russell Lowell (1819-1891)pour terminer son discours sur :
« L’importance des êtres humains »
Pour chaque homme et chaque nation
Vient le moment de prendre parti
Dans la lutte entre vérité et mensonge
Pour le bon ou mauvais côté ;
Toute grande cause nouvelle comme un messie de Dieu.
Nous offre l’occasion de faner ou fleurir.
Et le choix éternellement se répète
Entre ces ténèbres et cette lumière.
Bien que la cause du mal fleurisse
La vérité conserve sa vigueur
Même si son lot est l’échafaud
Et si le mal règne sur le trône
Cet échafaud exalte l’avenir
Et derrière l’obscurité de l’inconnu
Dieu veille dans l’ombre
sur les siens.
Dikanteny:
Ho an’ny olona tsirairay sy ny firenena tsirairay
Tonga ny fotoana hakana fiandanina
Amin’ny adin’ny fahamarinana sy ny lainga
Ho amin’ny lafiny tsara na ratsy ;
Noho ny antony vaovao mafonja tahaka ny mesian’Andriamanitra.
Mahatonga antsika halazo na hamiratra.
Ary miverina tsy mitsahatra ny safidy
Amin’ireo haizina sy io hazavana io.
Na miroborobo aza ny asan’ny ratsy
Dia mitana ny heriny ny fahamarinana
Na dia ny fahafatesana aza no ho fiafarany
Ka manjaka hatrany ny ratsy
Io fahafatesana io mampanantena ny ho avy
Ary aorian’ny haizin’ny tsy fantatra
Andriamanitra miahy hatrany ny azy.
Traduction en malgache (Julia Darsot)
Comments by Julia DARSOT