Seigneur, j’ai sommeil .
C’est l’heure de dormir.
Or des obligations m’attendent.
Ma journée a été rude.
Je voudrai tout juste
fermer les yeux une minute.
Pour continuer à avoir
l’esprit ouvert afin de cerner
la réalité de la vie.
Seigneur, j’ai sommeil.
A peine si je peux te parler.
Viens m’épauler,
Viens écouter mon murmure.
Je réalise combien
Ce fut difficile
pour les disciples
pour veiller avec toi
dans le jardin de Gethsémané.
Tu leur demandas:
« Pourquoi dormez-vous » ?
Seigneur, si j’ai été à leur place,
je n’ai pas de réponse.
Sauf que j’ai sommeil.
Je sais que tu me pardonnes
pour cet instant de défaillance.
C’est pourquoi :
Aujourd’hui, Seigneur tu m’invites
encore une fois à me lever et à prier.
Je te remercie Seigneur car ta Parole
m’a fait sortir de mon sommeil.
(07/05/2009)
Te hatory aho
Tompo ô ! Te hatory aho
Fotoana hatoriana izao
Nefa misy adidy miandry ahy
Mavesatra ny androko androany.
Ny iriko fotsiny
Hanakipy ny masoko iray minitra.
Mba hitohy ny hahazoko
Saina matsilo mba handinika
Ny tena fiainana
Tompo ô, te hatory aho
Zara raha afaka miresaka aminao aho.
Avia tohano aho
Avia henoy ny fitarainako
Tsapako tokoa
Ny nahasarotra
Ho an’ny mpianatra
Ny hiari-tory miaraka aminao
Tao amin’ny sahan’i Getsemane.
Nanontaninao izy ireo :
« Maninona no matory ianareo »
Tompo ô, raha teo amin’ny toerany aho,
Tsy manankavaly.
Fa saingy te hatory aho.
Fantatrao fa mamela ahy ianao
Amin’izao fotoanan’ny fahalemena izao.
Noho izany
Ankehitriny, Tompo manasa ahy
Indray ianao mba hitsangana sy hivavaka
Ka nofohazinao amin’ny torimasoko aho.
13 septambra 2018
Comments by Julia DARSOT