album-art

Sorry, no results.
Please try another keyword
  • EPISODE 1 – Fampahafantarana En quête sur l’humain et sur Dieu dans diverses domaines. Réflexion et partage d’expériences.
00:00

Vous aimerez aussi :

  • PODCAST – EPISODE 4 Fampitandremana ny mpitondra fiangonana

    Ny lohatenintsika androany dia hoe : « Fampitandremana ny mpitondra fiangonana ». Raha tadidinareo fa tao amin’ny podcast faha- 3 dia voalazako hoe : tena mahafinaritra ahy ary tiako ilay asan’ny mpitondra fiangonana.

     

  • TSODRANO – PODCAST – EPISODE 3 -Nahoana no asa tsara…

    Nahoana no asa tsara ny mpitondra fiangonana. Marina sa tsy marina. Indro fizarana avy amin’ny traikefan’i Julia Darsot mpitandrina. Ny asa tsara miteraka fifaliana…

     

  • TSODRANO – PODCAST – Episode 2 – Ny Baiboly

    Marobe ny olona mamaky Baiboly na mpino na tsy mpino. Misy koa ireo izay tsy mamaky fa mamerina fotsiny izay reny. Tsara fantarina : inona izany no tena soratra ao. Indro fitarihana kely fotsiny mba hahazoana an-tsaina inona avy ireo lohateny vaventy. Tsy ireo ihany fa mbola misy …