Notre Mère
Notre Mère est exceptionnelle, elle a été enceinte dix huit fois
Notre Mère est exceptionnelle, elle a été enceinte dix huit fois
1/10 > Isaia 5 : 11 Lozan’izay mifoha maraina koa ka mitady toaka ! Izay miboboka mandra-paharivan’ny andro. Ka ampirehetin’ny divay.
Ezekiela 33 : 1-10 Mandray anjara fitenenana ny Tompo ho an’ny firenena. Misy olona izay voafidy nirahina hanatanteraka izany.
1/9 > Salamo 115 and:1 – Tompo ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra. Fa ny anaranao ihany, noho…
Tonga ny 8 septambra 2011 izay nalaza teo amin’ny tantaran’ny Fiangonana any Madagasikara. (Jereo izay voasoratra ao amin’ny Tsara ho…
Seigneur, tu ne cesses de nous rappeler ton amour.
8/8 > Matio 22 and 14 : Fa maro no antsoina, nefa vitsy no fidina.
I Mpanjaka 3 : 5-12 Solomona dia nanambady ny zanakavavin’i Farao tany Egypta. Davida mpanjaka no rainy. Nalaza ara-tantara ary…
Seigneur, nous sommes sidérés devant l’ampleur de la détresse du peuple de la Somalie.
Ity misy tantara iray voasoratra ao amin’ny testamenta vaovao ao amin’ny Baiboly. Tsy vaovao izy ity fa efa henonao ihany…
Matthieu 13 : 1- 23 Toujours suivi et écouté par de grandes foules Jésus s’assit dans un bateau. De là il…
Esaïe 1 : 1 – 9 Un lien très fort s’était établi entre Dieu et son peuple. Cieux, écoutez et terre…
1/7 > Salamo 61 : 1 – 3b Henoy ny fitarainako Andriamanitra ô. Tandremo ny fivavako. Any am-paran’ny tany no…
Detoronomia : 8 Lehibe ny Fitiavan’Andriamanitra. Nomeny tany ny fireneny.
Hivavaka aho fa nomen’Andriamanitra hery sy andro iainana.Miaraka amin’ireo izay mitokana ho amin’ny « alin’ny mpiambina »[nuit des veilleurs 2011]. N’aiza n’aiza misy…
1 Korintiana 12 : 3 -13 Fohy dia fohy ny fotoana niainan’i Paoly apostoly niaraka tamin’ny kristiana tao Korinto. Tanàna…
Asan’ny apostoly 1 : 12 – 14 Fahafatesana. Fitsanganana tamin’ny maty. Fisehoana. Fandaovana. Izany no nisesy alohan’ny nisarahan’i Jesosy tamin’ny mpianany.
1/6 > Romana 8 : 31 « Iza no hahasaraka antsika amin’ny fitiavan’i Kristy? fahoriana va? sa fahantrana, sa fanenjehana?, sa…
A toi mon ami Un jour tu m’as dit : « je ne trouve pas la paix ».
Pourrai-je fuir bien loin, Pour trouver la paix ?
1/5 >Romana 3 : 23-24 Fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin’Andriamanitra; nefa hamarinina…
Luc 24 : 13 à 35 Personne ne peut imaginer ce qui allait se passer avec ses deux disciples en allant…
Vendredi Saint Luc 22 : 66 – 23 : 49 Quand il fait jour, les anciens du peuple, les chefs des…
Matio 26 : 17-29 Fomba fanao rehefa mandindona ny olona sasany ny fahafatesany dia voriany ny olona akaiky azy indrindra. Toy…
Mivavaka Aminao izahay Tompo Andriamanitra ô. Tsinjovy ny fianakaviana ao anatin’ny fisarahana sy ny adi-tsaina ary tratran’ny adilahy isan’andro.