Hatoky Anao indray
Niara-nivavaka izaho sy Eglantine androany. Ary zarainay aminao izany. “ Mivavaka izahay :
Niara-nivavaka izaho sy Eglantine androany. Ary zarainay aminao izany. “ Mivavaka izahay :
Maika dia maika ny olona hivavaka ho any am-piangonana fa tonga indray ny “herinandro masina 2011”. Tsy misy mahadiso izany….
Jean 11: 1 à 45 Voilà un homme malade : Lazare vit à Béthanie, avec Marie et Marthe. Ces deux femmes…
1/4 > Matio 18 :3 Raha tsy miova ianareo ka ho tonga tahaka ny zazakely, dis tsy hiditra amin’ny fanjakan’ny…
MATTHIEU 4 : 1 à 11 1 Alors Jésus fut emmené par l’Esprit dans le désert, pour être tenté par le…
Teny ho eritreretina avy ao amin’ny bokin’i Jeremia sy Matio 1/2 > Jeremia 32 (Tsara raha vakina manontolo ao amin’ny…
TANTARA feno fitsapana ny an’i Josefa sy Maria ary Jesosy. Tezitra tamin’izy ireo Heroda. Tsy ekeny izao fahaterahana izao sy ny fisin’io zaza io eo amin’ny fanjakany.
Kanjo, tsy nampoizina ny re tamin’ny nofin’i Josefa.
Ny voalohany : « Mitsangana ianao, ka ento ny zazakely sy ny reniny, dia mandosira any Egypta ary mitoera any ambara-pilazako aminao ny fotoana hiverenanao… ».Azo hadika koa hoe : « Tonga saina ianao izao ka aza variana . Mialà eo amin’ny taninao. Satria Heroda dia tonga fofona ka te-hamono ny zaza. Dieny izao tsy misy hatak’andro, miainga ianareo”.
Volana Janoary 2011
1/1 > Matio 4 : 10
Ny Tompo Andriamanitra irery ihany no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao »(Jereo koa Deotoronomia 6:13)
Seigneur, nous te présentons ceux qui sont dans la pauvreté. Beaucoup ne mangent que deux repas par jour, ou même une fois. Les pères sont désespérés car ils voient leurs enfants s’affaiblir. Les mères sont épuisées car elles sont démunies pour aider leurs familles.
TENY ho vakiana Isaia 62 : 11-12 Hebreo 1 : 1-6 Matio 2 : 1-12 Tranga roa no havadibaditsika isan-taona rehefa miresaka ny…
MITOMANY Andriamanitra Mitomany Andriamanitra rehefa miteny aho hoe : Tsy misy Andriamanitra. Tsy hitany ny fahoriako. Tsy nomeny fiadanana aho. Tsy…
« Emmanuel » Dieu avec nous Message de l’ange dans le rêve de Joseph. Message d’Akhaz à la maison de David. Message…
1 Tantara 21 TANTARA mahavariana. Tena nisy. Ahaba no Mpanjaka, Jezebela no vadiny. Tia tena, tia misoloky . Hany ka…
TENY HOVAKIANA MPITORITENY 1 : 1 -2, 2 : 21-23 KOLOSIANA 2 : 20 -23, 3 : 1-17 LIOKA 12 :13-32 Zava-misy hatram’izao ny…
TENY HOVAKIANA AMOSA 8 : 4-7 I TIMOTY 2 : 1-8 LIOKA 16 : 1-13 « Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy mamôna hianareo. » Eto…
MISAOTRA anao Andriamanitra fa tsy mitsahatra mampianatra anay Ianao. Manoro zava-baovao isan’andro. Na dia heverinay aza fa efa feno fahalalana…
AMIN’izao alina izao no mivavaka izahay rehefa avy nahita ny fahita lavitra mikasika an’i Madagasikara. Efa nisy ny fahantrana ary…
TENY HOVAKIANA GENESISY 18 : 16-33 KOLOSIANA 2 : 1-19 LIOKA 11 :1-13 Mahagaga antsika ny mahita an’i Jesosy eto amin’ity Filazantsara…
Aza manana andriamani-kafa fa Izaho ihany. FANAMAFISANA fandrarana no eto. Misy ve ny andriamanitra hafa ? Malaza mantsy ireo andriamanitr’ny…
TENY HOVAKIANA Genesisy 18 : 1-15 Kolosiana 1 : 24- 2 : 10 Lioka 10 :38-42 Tovovavy roa samy nipetraka tao Betania. Tovovavy…
« Izaho no Tompo Andriamanitrao, izay nitondra anao nivoaka avy tany Egypta tamin’ny trano nahandevozana. » mardi 13 juillet 2010. RAHA handinika…
TENY HOVAKIANA DEOTERONOMIA 30 KOLOSIANA 1 : 12-23 LIOKA 10 :25-37 Hatramin’ny andro naha-teto an-tany an’i Jesosy no nametrahan ny olona…
TENY HOVAKIANA ISAIA 66 : 10-14 GALATIANA 6 : 14-18 LIOKA 10 :1-20 Raha mandinika ireto andininy natao ho torina ireto isika…
TENY HO VAKIANA ZAKARIA 12 : 7-14, 13 : 1 GALATIANA 3 : 15-29 LIOKA 9 : 18-27 Fanontaniana roa no napetrak’i Jesosy eto…
Maro dia maro ny miandrandra ny fetin’ny reny. Ny vavaka no fanomezana sarobidy indrindra azontsika omena azy . Tsy ho…