Raiso ny Fanahy Masina

JAONA 20 : 22 Efa diso hay loatra ny tantaran’ny Pentekostra araka izay hahitantsika ao amin’ny Asan’ ny Apostoly ; ka mazàna…

Tsy ho very

TSY ho very akory ny firenena matoky an’Andriamanitra. Satria efa nirahiny Jesosy Kristy izay maty teo ambony hazo fijaliana nefa…

Ny fitalahon’Abrahama

MIZARA 2 ny toko faha-18 And.1-15 : Ny famangian’Andriamanitra And.16-33 : Ady varotra amin’Andriamanitra I. Ny famangian’Andriamanitra Raha mijery ny tantara teo…

Ny fahasambarana

TENY hovakiana Jeremia 17 : 5-8 IKoritiana 15 : 12, 16-20 Lioka 6 17, 20-26 Fantatsika kokoa ny Fahasambarana voalaza ao amin’ny…

HAÏTI

TOMPO ô ! Tsy nahaleo-peo rehefa nahare ny zavatra nitranga tany Haïti. Marobe ireo vahoaka tra-doza. Tsy napoizina tokoa. Maro ny…

MADAGASCAR

Cette prière a été écrite le 23 octobre 2003. Suite à des problèmes techniques nous n’avons pas pu le mettre…

Advento sy ho fiaiken-keloka

LASAN’eritreritra aho. Saika hiondrika hivavaka aho kanjo reko fa misy dona malefaka ny fitaratrin’ny varavarakely. Niodina aho nijery aoriako. Latsaka…