Aiza ny an’Andriamanitra ?
TENY ho vakiana Isaia 45.1,4-6 1 Tesaloniana 1.1-5 Matio 22.15-21 Mandalo fahasarotana izao tontolo izao. Toa tsy ho voatohana intsony…
TENY ho vakiana Isaia 45.1,4-6 1 Tesaloniana 1.1-5 Matio 22.15-21 Mandalo fahasarotana izao tontolo izao. Toa tsy ho voatohana intsony…
AIZA Ianao Andriamanitra ? Mbola ao anatin’ny ririnina ny taninay ary dia mamirifiry amin’ny faritra sasany. Nefa fotoana tsy maintsy lalovana…
ROMANA 14 : 10 b Io fehezan-teny io no raisina ho lohaten’ity toriteny ity. Ny fankahalana dia hiaraha manaiky fa tsy…
MIVAVAKA aho noho ny fitahian’Andriamanitra. Satria namaly ny fivavahako na tsy arak’izay noheveriko aza.Matoa tanteraka izany dia izany no sitrapony….
SEIGNEUR, je n’ai que Toi. Oui, Je n’ai que Toi à qui parler. Je sais que tu es disponible à…
ENY Tompo Ândriamanitra ô, misaotra Anao fa mbola velon’aina izahay noho ny fitiavanao sarobidy. Toa hadinonay mantsy indraindray ny halalin’ny…
Ity toriteny ity dia voasoratra tamin’ny 25 mey 2008. Efa herin-taona mahery izay. Tsy tafavoaka satria tafapetraka tao amin’ny tahiry…
TENY HOVAKIANA ASAN’ NY APOSTOLY 1 : 1-11 EFESIANA 1 : 17-23 MARKA 16 : 15-20 Tafapetraka ao anelanelan’ny fetim-piangonana roa lehibe dia…
» Fifandraisany amin’ny iray amin’ny Didy folo » MAHALASA eritreritra ny zava-mitranga eran-tany eo amin’ny toetra sy ny fihetsiky ny olombelona….
TENY ho vakiana Asan’ny Apostoly 9 26-31 I Jaona 3 18-24 Jaona 15 : 1-8 Tamin’ny heriny dia ny fanoharana momba…
TENY ho vakiana Asan’ny Apostoly 4 :4-12 I Jaona 3 : 1-2 Jaona 10 : 11-18 Isaky ny alahady fahaefatra ny Paska…
zo atao vavaka ity Salamo 1 ity. SAMBATRA ny olona izay tsy mandeha eo amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy.Ary tsy mijanona…
MIVAVAKA aminao izahay Andriamanitra ô ! Hitanay izao fa tery ny làlana hizoranay. Toa miha mikitroka ny aizina. Miantso vonjy Aminao…
IZAO maraina izao, dia maneho fisaorana Anao Tompo Andriamanitra izahay sy ny zava-boahary rehetra fa mbola novelominao.Kely tokoa izahay eo…
TOMPO ô, efa hariva ny andro ary tafahoana indray izahay mianakavy kely ato an-trano. Mahatsiaro valaka sy sasatra. Nefa koa…
MISAOTRA Anao Tompo Andriamanitra fa nahatratra izao atoandro izao indray. Misaotra Anao noho ny amin’ny asa efa vita. Ary misaotra…
ENY, Tompo, misaotra Anao fa tena faly ny foko satria mbola velon’aina. Notahinao ka raha mihiratra ny maso izao maraina…
NOHO ny tsy finonay olombelona dia nandalo tamin’ny fahafatesana ny Zanakao Andriamanitra. Mamelà ny helokay Andriamanitra ô ! Nandry tao am-pasana…
ANDRIAMANITRA ô ! misaotra Anao izahay fa mampianatra anay mandrakariva Ianao amin’ny alalan’ny Soratra masina. Voalaza tamin’ny fotoana nisamborana ny Zanakao…
ANDRIAMANITRA ô ! Mifona izahay. Amin’izao herinandro masina izao dia mahatsiaro ny tantaran’i Jodasy izahay. Voalaza fa mpamadika izy. Ary nanome…
EKSODOSY 20 : 2 – 17 2. Izaho no Tompo Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany Egypta, tamin’ny trano nahandevozana….
MIJERY izao tontolo izao Andriamanitra na andro na alina. Reny horakoraka eran-tany. Horakoraka feno fifaliana ny an’ny sasany satria tojo…
TENY ho vakiana 2 Tantara 36.14-23 Efesiana 2.4-10 Jaona 3.14-21 Tamin’ny heriny dia hitatsika fa nanao fihetsika izay manambara fiovana…
TENY ho vakiana Eksodosy 20.1-17 1 Korintiana 1.22-25 Jaona 2.13-25 Fomba ela tafiditra eo amin’ny fanompom-pivavahana Jiosy ny fanaterana fanatitra….
TENY ho vakiana Genesisy 9.8-15 I Petera 3.18-22 Marka 1.12-15 Nanomboka tamin’ny alarobia lasa teo dia miditra amin’ny fotoanan’ny Karemy…