Sodoma sy Gomora ?
Genesisy 19 : 1 – 29 Inona moa no nampahalaza an’i Sodoma sy Gomora? Toa mihifikifika ny lohan’izay rehetra miresaka azy…
Genesisy 19 : 1 – 29 Inona moa no nampahalaza an’i Sodoma sy Gomora? Toa mihifikifika ny lohan’izay rehetra miresaka azy…
1/5 –2 Tantara : 36 (Vakio ny toko manontolo) Tantaran’ny mpanjaka vitsivitsy . Tanora dia tanora. Tsy naharitra ela teo…
Ity no fitarihana ny dinika Soratra masina tamin’ny Fitokanan’ny katekomena (15 taona) tamin’ny 16-18 aprily 2012.
Genesisy 18 : 16 – 33 Mifanipaka amin’ny zavatra teo aloha (Gen. 18:1-15) no mitranga.( Jereo: 8/3/2010)
Jaona 20 : 19-23 Fiafina sy fihafenana no mitranga rehefa mikorontana ny tany hipetrahana. Ny tahotra sao ho vonoin’ny hafa.
Jaona 20 : 1 – 10 Nahoana kosa hoa ity Maria Magdalena no navelan’ny tapaka sy namana ary ny havana andeha…
Lecture pour Vendredi Saint Luc 22 : 66 – 23 : 49 Quand il fait jour, les anciens du peuple, les…
Rehefa manakaiky ny fety na misy fikoranana dia ao ireo izay manangona zava-pisotro isakarazany ho haroso amin’izany. Ao anatin’izany ny…
Marka 11 : 1-11 Tantara fohy. Toa heverina tsy manan-danja . Mpianatra roa (mba hisin’ny vavolombelona) no nirahin’i Jesoa haka zana-boriky….
Jaona 4: 16- 42 Vehivavy samaritana iray no nitenenan’i Jesoa io teny io hoe “antsoy ivadinao ka mankanesa aty”.
Hivavaka isika : – ho an’ny vehivavy rehetra eran-tany. Ao anatin’izany ireo izay olom-pirenena ka manana andraikitra eo amin’ny ambaratongam-pahefana…
1/03 > Efesiana 3: 12 Kristy Jesosy no hananatsika fahasahiana sy fanatonana amin’ny fahatokiana noho ny finoana Azy
Marc 1 : 40 – 45 Un lépreux vint à lui ; et, se jetant à genoux, il lui dit…
Genesisy 18: 1 – 15 Fomba fijery hafa indray ity texta ity ( tohin’ny 8 martsa 2010) 1.Ary ny TOMPO…
Prions pour les enfants du monde :
1/01 > Marka 1 :11 Ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe “ Ianao no Zanako malalako, Ianao no…
Ô Dieu, comment ne pas te remercier en ce jour de l’an ? Que de joies, de merveilles tu nous…
Filazantsara telo milaza amin’ny fomba samihafa ny fahaterahan’i Jesosy. >>> Ao amin’I Matio: Nofy no nampahafantarana fa mitoe-jaza i Maria….
Teny ho vakiana Isaia 61 : 1-11 I Tesaloniana 5 : 16-24 Jaona 1 : 6-8, 19-28 Asa raha tadidintsika roampolo taona lasa…
Isaia 40 : 1-11 Tao anatin’ny fahakivina tanteraka ny firenen’Andriamanitra.Tsy nitsahatra nanenjika azy ny fahavalony.
Matio 18: 21-35 Fahadisoana.Famelan-keloka. Teny roa mafonja ary tsy azo sarahina.Nitsapa toetra an’i Jesosy ve Petera ka nanontany hoe :
1/11 > 1 Tantara 28 : 20 Ary hoy Davida tamin’i Solomona zanany : Mahereza sy matanjaha ka mahefà ;
Aza ataonao toy ny tamin’ny andron’i Adama ny fitsangatsangananao ety an-tany Andriamanitra ô !
Ho tsaroana manokana ireo any am-ponja any an-tanintsika . Maro dia maro izy ireo. Mivavaha isika ho an’izay:
Fanahy Masina ô ! Fanahy Masina ô! Matoky izahay