Herinandro masina 2013-(4)

Alakamisy 28  martsa – Jaona 13 : 15-16 Fampianarana « Fianarana no nomeko anareo mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo. Lazaiko aminareo…

Herinandro masina 2013-(1)

Alatsinainy 25 martsa   – Lioka 20 : 45 – 47 Fampitandremana. Ny mpanoradalàna dia anisan’ny olona manapahaizana satria nanana fahalalana koa…

Janoary 2013

1 / 1 — Lioka 3 :22 … Nisy feo avy tany an-danitra hoe : « Ianao no Zanako malalako. Ianao no sitrako » 2…

Farihimena 2012

Tsy nieritreritra ny hanoratra momba an’i Farihimena aho tamin’ity taona 2O12 ity. Fa vao efatra  andro izay dia tafahoana tamin’ireo…

Ny Fiangonana

Raha jerena ao amin’ny Baiboly: Ao amin’ny Testamenta taloha izay nosoratana tamin’ny teny hebreo dia tsy hahitana io teny « fiangonana…

Ny maha-protestanta

Tsara ho fantarina ihany ny maha-protestanta. Famintinana ihany izy ity. Ny dikan’ny hoe « protestanta » dia hoe  « mijoro ho vavolombelon’ny Filazantsara »…

Fa ny Tompo

FA NY TOMPO Fa ny Tompo no nitia Sy nitantana ny dia Ka ny taona roampolo Dia nivalona daholo Mba…

Taona 2012- Jolay

Ny Korintiana faha-2 sy ny bokin’Ezekiela . Andininy vitsivitsy no atolotra eto. Ny Korintiana dia milaza ny fahasarotan’ny fitoriana ny…

Taona 2012 – Jona

1/6  — 1 Korintiana 16 : 23-24 Ho aminareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompo. Ny fitiavako ( hoy  Paoly)  dia…

Avec quel souffle ?

Nous sommes surpris par des événements déstabilisant dans le monde comme la crise financière ayant retenu notre attention. Mais ce…